avylavitra · Oktobra, 2014

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Oktobra, 2014

Tonga eto Madagasikara ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana

13 Oktobra 2014

Tonga alina (12/10/2014) teto Madagasikara Atoa Marc Ravalomanana. Amin'izao ora anoratana izao (13/10/2014  9:54) dia eo ampiomanana handray sy hiresaka amin'ireo mpanao gazety marobe tonga eny amin'ny fonenany eny Faravohitra izy sy ireo mpomba azy. Maro koa ireo olon-tsotra mpanara-dia no tonga eny an-toerana. Maro ireo karazan'olona tonga manatona eny...

Nisy Nirehitra Tao An-dapa Ambohitsorohitra

  03 Oktobra 2014

Fanamarihana: Ny sary rehetra ato dia nalain'i Avylavitra, ary ampiasaina irery ihany ho an'ny Global Voices Nisy firehetana nahataitra ny maro tao amin'ny Lapan'ny Fiadidiana ny Repoblika tao Ambohitsorohitra io folakandro io. Tamin'ny 04:55mn no niseho ny firehetana izay nahazo ilay cyprès lavabe tazana avy ety ivelany. Tamin'ny 05:08mn no...