avylavitra · Janoary, 2014

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Janoary, 2014

Potsirin'i Dr. House Ny Vay Maharary Ny Rosiana

Niteraka safotofoto tao amin'ny RuNet tamin'iny faran'ny herinandro iny ilay Britanika mpilalao an-tsehatra, Hugh Laurie (Gregory House, Bertie Wooster), raha naneho hevitra tamim-pitratrevatrevàna momba ny lahatsoratra iray tao amin'ny Guardian [ru] namaritra ny fomba fijerin'i Vladimir Putin' ny resaka fifanambadian'olona mitovy taovam-pananahana sy ny lalao Olaimpika