Indônezia : volavolan-dalàna momba ny fampielezampeo, mety heneritery ny asa fanaovana gazetim-panadihadiana sy ireo votoaty LGBTQ+Noteren'ireo hetsipanoherana hampiato ny adihevitra momba ilay volavolan-dalàna ireo mpanao lalànaMpanoratra Mong Palatino Nandika (fr) i Jean-Christophe Brunet, avylavitra28 Jona 2024
Trinité-sy-Tobago : afaka ampiasaina hamatsiana ny fiarovana ala honko ve ny fampiasàna ny karbôna manga?Mitroka sy mitahiry karbôna amin'ny taha ambony be ny honko raha mitaha amin'ireo rafi-piainana hafaMpanoratra Cari-Bois News Nandika (fr) i Pierre-Emmanuel Farret, avylavitra28 Jona 2024
“Poisson-chat” faran'izay mpiremby mandoza avy any Amerika Atsimo, nikisaka any amin'ny ranon'i NepalLoza mitatao ho an'ireo trondro zanatany noho ny fanakorontanany ny rojon-tsakafo anaty ranoMpanoratra Sanjib Chaudhary Nandika avylavitra25 Jona 2024
Fifidianana ho filohampirenena: Ny fomba nitadiavan'ny mpanohitra ao Môldavia ny kandidà iraisany Tsy mbola noresahan'ireo mpandray anjara ny momba iray kandidà iraisanaMpanoratra Daria Dergacheva Nandika avylavitra22 Jona 2024
Fanombohana fanadihadiana mba hisarihana ireo vehivavy mpanao gazety ho any amin'ny vatsim-piofanana ao Borkina Fasô, Senegaly ary TôgôTambajotram-behivavy mpanao gazety manerana an'i Afrika miresaka ny olan'ny vehivavy no tanjona.Mpanoratra Jeslyn Lemke Nandika (fr) i Abdoulaye Bah, avylavitra22 Jona 2024
Avy aiza ireo andian-tantely tsy mahazatra tonga ao Chișinău, Moldova?Vitsy ny tantely dia ao MoldovaMpanoratra Daria Dergacheva Nandika avylavitra21 Jona 2024
Fahafinaretana isanandro ho an-dry zareo Bangladeshis ny dite, na zava-tsarotra goavana aza no atrehan'ireo mpiasa eny amin'ny toeram-pambolenaRavin-dite manta no ampiarahan'ireo mpiasa amin'ny sakafon-dry zareo eny am-pambolenaMpanoratra পান্থ রহমান রেজা (Pantha) Nandika (en) i Rezwan, avylavitra19 Jona 2024
Fanazavana ny endrika maha-te-ho tian'ny dite Tatars, ary ny ‘ora fisotroana dite tsy misy fiafaràna’Ho an'ny Tatars, "Fanahin'ny ankohonana ny fotoana fisotroana dite"Mpanoratra Elmira Lyapina Nandika avylavitra14 Jona 2024
Ampahadimin'ireo tanora Nepaley ao Hong Kong no averina any Nepal, tsy araka nay sitraponyMaro raha mitaha amin'ny lehilahy ireo vehivavy nampodianaMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika avylavitra12 Jona 2024
Antsafa voalohany nataon'ny filoha Zelenskyy niaraka tamin'ny gazety tao Azia Afovoany, mampitandrina ny amin'ny fisariana zoro amin'i RosiaNiteraka elanelana tamin'ireo mpiara-miasa akaiky taloha ilay adyMpanoratra Nurbek Bekmurzaev Nandika avylavitra06 Jona 2024