Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Lalatiana Rahariniaina

Vehivavy, Malagasy, Reny, Mpitoraka Bilaogy, Mpandika Teny, Mpankafia Taosary

imailaka Lalatiana Rahariniaina

Lahatsoratra farany an'i Lalatiana Rahariniaina

15 Febroary 2019

Fampifanarahana Ny Atao Amin'ny Fiovana Toetrandro Henjana Ao Mali Sy Madagasikara

Efa nisy fiantraikany mahatsiravina sahady tamin'ny toekaren'ireo firenena roa sahirana ny fiovan'ny toetry ny andro.

04 Marsa 2015

Mijoro ny Fiaraha-Mientan'Olo-tsotra Taorian'ny Tondra-drano Teto Madagasikara

Fandraisana an-tanana telo ho fanampiana ireo tra-boina eto Madagasikara

14 Desambra 2014

Amerika Latina Mibitsika Ho Fampiatoana Ny Herisetra Atao Amin'ny Vehivavy

Amin'ny fampiasàna ny teny diezy #HeForShe (#IzyHoAzy) (RangahyHoAn-dRamatoa), #DiaNoViolenciaContraLaMujer (#AndroTsyMisyHerisetraAtaoAminVehivavy), #PorLasMujeres (#HoAnyVehivavy), et #NiConElPetaloDeUnaRosa (#NaDiaHoFelandRaozyIrayAza), dia nandray anjara tamin'ilay fanentanana ireo mpampiasa Twitter

22 Avrily 2014

Fantaro i Mamy sy i Zo, mpandrindran'ny Global Voices amin'ny teny Malagasy

I Mamy sy Zo dia manazava ny olana sedrain'izy ireo amin'ny maha-mpandika lahatsoratra azy ireo izay mamokatra ny vaovao farany sy mitazona ny fenitra avon'ny teny Malagasy.

10 Oktobra 2013

Zaza iray Amin'ny Telo Maneran-tany No Tsy Manana Soram-piankohonana

Ny tsy fisian'ny kopia nahaterahana dia mety midika fa ny zaza dia tsy afaka hisoratra anarana any an-tsekoly na mahazo fitsaboana. Tafatafa niaraka tamin'i Evelina Martelli, lehibe mpitantana ny BRAVO!, tetikasa mamporisika ny fanaovana kopia nahaterahana.

20 Febroary 2013

Lahatsary momba ny “One Billion Rising” Hetsika Manerantany miady ho an'ny Zon'ny Vehivavy

Vehivavy iray ao anatin'ny telo no iharan'ny herisetra amin'ny fiainany. Tamin'ny 14 Febroary 2013, olona amanarivony manerantany no nanao fihetsiketsehana nanohitra ireo herisetra andavanandro tamin'ny alalan'ny dihy-fihetsika mirindra, hetsika artistika sy maro hafa.

12 Jolay 2012

Oganda: Aretina Mampihozona Loha Tsy Mamela Ny Ankizy Hanana Ny Ho Aviny

James Propa dia mizara sary sy lahatsary YouTube momba ny zavatra ateraky ny aretina mampihozona loha any Oganda. Ny aretina mampihozona loha dia aretina mampalemy ara-batana sy ara-tsaina ary ny ankizy no tena voan'izy ity. Faritra kely ihany ao Atsimon'i Sodana, Tanzania ary Avaratr'i Oganda no misy an'izy ity amin'izao.

14 Oktobra 2011

Okraina: Ny Filoha Yanukovych Ao Anatin'ny The Simpsons?

Ny tantara farany nivoaka tamin'ilay andian-tsarimiaina The Simpsons dia nieli-patrana tany Okraina noho izy nanao kisarisary mampihomehy momba ny firenena sy ilay jiolahy mafia any Kiev antsoina hoe Victor, izay, araka ny navoitran'ny mpiondana aterineto, dia mitovy amin'ny Filoha Okrainiana Viktor Yanukovych.

13 Oktobra 2011

Blog Action Day 2011: Andao Hiresaka Momba Ny Sakafo

Ny Blog Action Day dia hetsika fanao isan-taona izay iarahan'ireo mpitoraka bilaogy eran-tany manoratra mikasika ny olana iray ao anatin'ny andro iray. Ny lohahevitra amin'ity taona ity dia ny sakafo, satria ny Blog Action Day dia mifandraika amin'ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny sakafo, hetsika iray karakarain'ny Sampan'ny Firenena Mikambana momba...