admin · Novambra, 2017

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Novambra, 2017

Fianjerana Fiaramanidina: Fahatezerana & Alahelo

(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2005 ny lahatsoratra teny Anglisy) Nisy fiaramanidina mpitatitra miaramila nianjera tao amin'ny distrikan'i Tehrant tamin'ny 6 desambra, nahafaty olona maherin'ny 100, anisan'izany ireo mpanao gazety sy mpitati-baovao maromaro izay tao anatin'ny fiaramanidina. Niezaka nanome tsiny ny mpanamory sy ny fahirano Amerikana ho nahatonga izany loza...

Iran: Horohorontany

(27 Novambra, tamin'ny roa ora sasany, Ora ao Bruxelles): Araka ny filazan'ny BBC,  maro ireo namoy ny ainy tany atsimon'i Iran: Horohorontany mahery vaika no namely ny faritra atsimon'i Iran, nanimba tanàna maro sy nahafaty olona dimy farafahakeliny ary nandratra am-polony maro, hoy ny manampahefana.

Krizy Nokleary, Sazy & BBC

Lasa tantara mafana ao amin'ny fampahalalam-baovao manerantany ny krizy nokleary Iraniana. Bilaogera Iraniana maromaro ao anatiny sy ivelan'i Iran no nizara ny fahatsapan'izy ireo sy ny tahotr'izy ireo momba ny sazy sy ny ady. Mampiseho ny fahadisoam-panantenan'izy ireo momba ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena ihany koa izy ireo.

Bilaogy Iraniana & 2005

Manohy ny fisiany mavitrika tamin'ny taona 2005 ny bilaogy Iraniana ary lasa fiteny faharoa be mpampiasa indrindra ny fiteny Persiana (aorian'ny fifandraisan'ny teny Persiana Anglisy amin'ny teny Frantsay) ao amin'ny tontolom-bolongana. Ireto ireo hetsika sasantsasany tao amin'ny tanàna bilaogy Iraniana tamin'ny taona 2005 izay manan-danja amintsika: