Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Janoary, 2018
Bangladesh: Politika, Politika Hatrany ary Bilaogera
Nibahana teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Bangladeshita ny politika.
Syria-Gaza : Fahatezeran'ireo Bilaogera Syriana
Maneho ny tsy finoany manoloana ny fanafihan'ny Tafi-piarovana Israeliana (IDF), izay nidaroka baomba sy nampiteraka korontana tao Gaza natao fahirano, ary koa manoloana ny fihetsiky ny iraisam-pirenena ny tontolon'ny blaogy.
Volamenan'i Pinochet: Lasan'ny Rivotra
Ny herinandron'ny novambra 2006, nahatonga ny bilaogera hanoratra ny vaovao mikasika ny fampiasam-bolan'ny Pinochet amin'ny volamena, tsy ireo bilaogera avy any Shily ihany no niresaka izany fa avy amin'izao tontolo izao koa.
Hevitra Shiliana 2006
Namintina izay tsara sy ny ratsy tamin'ny taona 2006 ireo bilaogera Shiliana.
Shina: Ny Fomba Nanovan'ny Bilaogy Ny Fiainako
Ho atao ao Hanzhou amin'ity faran'ny herinandro ity ny Fihaonamben'ny Bilaogera Shinoa. Mba hiomanana amin'izany, nanambara fandefasana lahatsoratra momba ny "Fomba nanovan'ny bilaogy ny fiainako?" ireo mpikarakara.
Tantaram-Pifanolanana Teo Amin'i Bolivia sy i Shily, Moron-dRanomasina
Manana olana samihafa iadin-kevitra i Shily sy Bolivia. Jereo ny lahatsoratr'i Eduardo Ávila raha te-hahalala bebe kokoa momba ity lohahevitra ity.
Feo Avy Ao Azia Atsimo
Inona no malaza ao amin'ny bilaogy 2006 avy ao Azia Atsimo
Fitsidihanana Ny Bilaogy Kenyana
Andeha hitsidika ireo vaovao ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Keniana.
RDC, Belzika: Fihetsiketsehana Manohitra an'i Kabila
Ho fialohavana ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa ho atao amin'ny alahady 29 oktobra ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kongo, izay ahitana an'ireo mpifanandrina: Jean-Pierre Bemba sy Joseph Kabila, nisy fihetsiketsehana natao tany Bruxelles, Belzika tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo ho fanohanana an'i Bemba saingy indrindra indrindra ho fanoherana an'i Kabila.
Inona No Mitranga Ao amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kenyana
Ny zava-misy ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana 2006