admin · Mey, 2017

Lahatsoratra farany an'i admin tamin'ny Mey, 2017

Makedonia: Hira Adaladala Manao Politika

Rehefa avy nitatitra lohahevitra momba ireo hira amin'ny dokam-barotra mahatsikaiky ao Makedonia ny GVO, nipoitra tao amin'ny habaka Masedoniana ireo ohatra vitsivitsy maromaro. Ny tena voaresaka dia ny hira fanevan'ny Tanora Sosialista [MKD], sampan'ny tanora ao amin'ny Antoko Sosialista Makedonia.

24 Mey 2017

Ejypta: “Tsy Matahotra Intsony Izahay”

Misasakalina izao ao Kairo, Ejipta, izay mitohy ao anatin'ny andro faha-enina ny fihetsiketsehana manohitra an'i Mubarak. Satria mihamafy ny hetsi-panoherana, mihamafy tahaka izany ihany koa ny sitrapon 'ny olona hanongana an'i Hosni Mubarak, izay teo amin'ny fitondrana nandritra ny 30 taona.

24 Mey 2017