Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ekipa Tompon'andraikitra

Miasa miaraka amin'ny ekipa-na mpanoratra nanolo-tena izay mitatitra ho amin'ny teny anglisy ny hitany any amin'ny fitaovam-pampitan'olo-tsotra vaovao sy any amin'ny bolongana any amin'ny faritra misy azy na amin'ny fiteny samihafa any ny tompon'andraikitra rezionaly miasa amina ampaham-potoana sy/na ny tompon'andraikitra fiteni(m-pirenena). Ireo Tonia (tompon'andraikitry) ny Lingua kosa no mamelona ny vohikala-na tetikasam-pandikan-dahatsoratra ato aminay ka miaraka amin'ny nanolo-tena handika lahatsoratra mba hahatonga ny Global Voices ho azo vakiana manerantany sy hanana mpamaky avy amin'ny fiteny isan-karazany. Raha te-hiditra ho mpanoratra ianao dia jereo azafady ny takelaka “tolotr'asa” na mandefasa mailaka any amin'ny tompon'andraikitry ny faritra fa fiteny fampiasanao. Raha tianao kosa ny hanampy ny fiezahan'ny mpandika lahatsoratra dia miangavy anao izahay hameno ity takelaka fisoratana anarana ity.

Mpiara-manorina:

Ekipa Foibem-Pitantanana

  • Tale mpanatanteraka: Ivan Sigali.sigal AT globalvoicesonline DOT org
  • Talem-pitantanana: Georgia Popplewellgeorgiap AT globalvoicesonline DOT org
  • Toniam-pitantanana: Solana Larsen solana AT globalvoicesonline DOT org
  • Tonia Lefitra: Emma Brewin emma.brewin AT globalvoicesonline DOT org
  • Toniam-Piteny Maro: Paula Góespaula.goes AT globalvoicesonline DOT org
  • Talen'ny Fiarovana-Solovava (Advocacy): Sami Ben Gharbia advocacy AT globalvoicesonline DOT org
  • Talen'ny Rising Voice: Eduardo Ávila latam AT globalvoicesonline DOT org
  • Code & Design (Rindra & Haibika): Jeremy Clarke jer AT globalvoicesonline DOT org

    Tonian'ny Fitsakotsakoana (tpt) :

    Ny tonian'ny fitsakotsakoana no mandefa gazety isan'andro sy isan-kerinandro amin'ny alalan'ny imailaka ny fitantarana farany sady mahaliana ato amin'ny Global Voices. Misorata anarana!

  • Deborah Ann Dilleydigests AT globalvoicesonline DOT org

    Tonian-Dohahevitra:

    Ny tonia lohahevitra iray no miandraikitra lohahevitra iray amin'ny fiteni(m-pirenena) isan-karazany sy faritra maro.

  • Tonian'ny Fahasalamam-bahoaka: Juhie Bhatiajuhie.bhatia AT globalvoicesonline DOT org
  • Tonian'ny Lahatsary (Video): Juliana Rincón Parra jules.rincon AT gmail DOT com

Toniam-Paritra:

Ny Toniam-Paritra no miandraikitra ny fanoratana sy ny fanitsiana ny fitantarana ato amin'ny Global Voices ny vaovao ampitain'olon-tsotra avy any amin'ny faritra misy azy.

  • Karaiba: Janine Mendes-Franco caribbean2 AT globalvoicesonline DOT org
  • Kaokazy: Onnik Krikorian caucasus AT globalvoicesonline DOT org
  • Azia Afovoany: Adil Nurmakov centralasia AT globalvoicesonline DOT org
  • Eoropa Afovoany & Atsinanana: Veronica Khokhlova cee AT globalvoicesonline DOT org
  • Amerika Latina: Silvia Viñas silvia AT globalvoicesonline DOT org
  • Afrika Avaratra/Proche Orient: Amira Al Hussaini mideast AT globalvoicesonline DOT org
  • Azia Avaratra Atsinanana: Oi wan Lam northeastasia AT globalvoicesonline DOT org
  • Azia Atsimo Atsinanana: Mong Palatino mong.palatino AT globalvoicesonline DOT org
  • Azia Atsimo: Rezwansouthasia AT globalvoicesonline DOT org
  • Afrika Atsimon'i Sahara: Ndesanjo Macha africa AT globalvoicesonline DOT org

Toniam-piteny:

Ny toniam-piteny no miandraikitra ny fanoratana sy ny fanitsiana ny fitantarana ato amin'ny Global Voices ny vaovao ampitain'olo-tsotra avy amin'ny fiteni(m-pireneny) ka tsy ijerena ny faritra niavian'ny fampitam-baovao.

Ireo Toniam-paritra sy Tonian'ny Fiteny ireo dia miasa miaraka amina ekipa mpanoratra manolo-tena hitatitra amin'ny teny Anglisy ny Bolongana sy ny fampitam-baovao ataon'olo-tsotra any amin'ny faritra misy azy na amin'ny fiteniny avy. Ny Tonian'ny Lingua kosa indray no mampandeha ny vohikala tetikasam-pandikan-teny sady miasa miaraka mpanolotena handika teny mba hahatonga ny Global Voices ho hita manerantany, sy mpamaky avy amin'ny fiteny maro samihafa. Raha te-ho mpanoratra ianao dia, azafady indrindra, hamarino ny takelaka toerana banga na mandefasa mailaka avy any amin'ny Tonian'ny faritra na fiteny misy anao. Raha tianao indray ny hirotsaka ihany koa ho amin'ny ezaka fandikan-teny, azafadyampiasao ity takelaka ifandraisana ato ity.