Tantara tamin'ny Janoary, 2024
Fiarahabana avy amin'…” i Oratile Olivia, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Setswana avy ao Afrika Atsimo
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany fahatelo amin'ny "Fiarahabàna avy any.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Oratile Olivia, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Setswana ao Afrika Atsimo
Nampihotakotaka an'i Suriname ny fanjavonan'i Desi Bouterse rehefa nohelohina izy
Niteraka tsi-finoana, fahatezerana ary tsi-fitokisana ny rafi-pitsarana ny fihodin'ny toe-draharaha nahasanganehana.
Fiarahabana avy amin'…” i Surajo Teete, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Fulfulde avy ao Nizerià
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany fahefatra amin'ny "Fiarahabàna avy any.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Surajo Teete, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Fulfulde ao Nizerià
Miatrika dona miverina ny fampiharana ny politikan'ny tsy mila visa ao Kenya
Misy ny fanahiana eo amin'ny olom-pirenena Kenyana fa ny fitakiana ny saran'ny ETA 30 dôlara US dia mety hitarika ireo firenena Afrikana hafa, izay niditra malalaka tany Kenya teo aloha, hamaly amin'ny fameperana visa.
Vitan'ny Filohan'i Indônezia, Jokowi, ve ny hijanona tsy hiandany raha hirotsaka ho filoha lefitra ny zanany lahy?
"Adidy ara-môraly ananantsika ny mampahatsiahy azy hipetraka tsy hiandàny ao anaty fifidianana ary tsy hitsitsy ny tantara hitsara azy amin'ny fanelingelenana ny dingana demaokratika"
Valibontan'ny Britanika mpanao gazety Myriam Francois manoloana ny fandarohana baomba ny Houthi sy ny adin'ny Ranomasina Mena
Nanakiana mafy ny hevitra “adala” nandaroka baomba ny Houthis tokony ho natao alohaloha kokoa noho ny antony ara-toekarena tao amin'ny fandaharan'ny Sky News i Myriam Francois, britanika malaza mpanao gazety sady mpanangona tahirin-kevitra.
Mitrandraka ny fifindràmonina, ny maha-mpikambana sy ny dikan'ny hoe an-trano ao Sri Lanka
Tao amin'ny fampirantiana zavakanto tao an-drenivohitr'i Sri Lanka, nasehon'ilay mpanakanto marolafy, Firi Rahman, ny fijalian'ireo mponina ao amin'ny Nosin'ny Andevo miatrika ny loza mitatao ateraky ny fanilihana tsikelikely ny mahantra.
Lahatsoratra an-tsary: Vatsy, vilany ary kitay
Tsy vitan'ny hoe mameno ny filàna maika noho ny mosary, fa manome fahatsapana fanatrarana tanjona ihany koa ny fanampiana amin'ny fampandehanana ny programa fizaran-tsakafo ao Gaza.
Tompondakan'ny laza ny andian-tantara Rosiana iray momba ireo andian-tanora jiolahy tamin'ny vaninandro Perestroika, nankahatra ireo ezaka fandraràna azy
Noforonin'ireo Rosiàna mpanome tolotra fandefasana sarimihetsika ny andian-tantara "Slovo Patsana. Krov" na asphalte" (Ny tenin-drazazalahy: rà mameno ny tara). Tanaty volana iray monja, izy no tompondakan'ny laza ao Rosia.
Ireo lahatsoratra be mpamaky indrindra tamin'ny Oktobra 2023
Amin'ny ezaka mba ho mangarahara kokoa momba ny mpamaky anay, dia manomboka ny andiany Stats4Community izahay, izay izaranay ny vaovao farany momba ny tantaranay malaza indrindra isam-bolana.