Tsiaron'ny fandosiran'ilay zazavavikely Tiorkmenistana iray nitady fampianaranaMpanoratra Akja KepderiNandika Nicolas Carlier, Imanoela Fifaliana30 Avrily 2022
Hiram-panoherana matanjaka ao Kenya sy Afrika AtsimoMpanoratra Richard Wanjohi, Nwachukwu EgbunikeNandika Abdoulaye Bah, Imanoela Fifaliana27 Avrily 2022
Nanome rariny ireo mpanao gazety Makedoniana voaheloka noho ny fanalam-baraka ny Fitsarana Eoropeanina Momba ny Zon'olombelonaMpanoratra Metamorphosis FoundationNandika Raveloaritiana Mamisoa23 Avrily 2022
Fantaro i Oratile Olivia Gabaphethe, mpikatroka ho an'ny fiteny SetswanaMpanoratra Rising VoicesNandika avylavitra22 Avrily 2022
Mpikatroka roapolo avy amin'ny farany havanana voaheloka vokatry ny fanafihana mpanao gazety tamin'ny 5 jolayFarafahakeliny mpanao gazety 50 voadaroka nandritra ny diabem-PIREHAREHANA nomanina tamin'ny taon-dasa.Mpanoratra Arzu Geybullayeva, OC MediaNandika Sylvia Aimée30 Avrily 2022
Miteraka fanakianana ny fanentanana “Tsangambato Madio” ao AzerbaidjanFa maninona no tsy diovina mandavan-taona ireo sarivongana ?Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Miora29 Avrily 2022
Shagz Chronicles: Ilay rakipeo Keniana izay maniry anao ho tia ny fiteny sy kolontsaina KikuyuKikuyu (Gĩkũyũ), fiteny Bantu izay olona 6,6 tapitrisa no tena mampiasa azy ao KenyaMpanoratra Njeri WangariNandika Imanoela Fifaliana28 Avrily 2022
Tompon'andraikitra fast food japoney iray voaroaka rehefa niresaka “fampiankinan-doha ny tanoravavy amin'ny (zava-mahadomelina) meth”"Efa ela no nanamavoana ny vehivavy" eo amin'ny indostrian'ny dokambarotraMpanoratra Nevin ThompsonNandika Andriamifidisoa Zo28 Avrily 2022
Niteraka fihotsahan'ny tany sy tondra-drano mahafaty tao amin'ny Nosy Leyte ao Filipina ny tafiotra tropikaly MegiAn-jatony no tsy hita popoka ary ahiana ho faty Mpanoratra Karlo MongayaNandika Raveloaritiana Mamisoa28 Avrily 2022
Manao hetsika ‘Akanjo Manga’ ireo mpikatroka ao Myanmar mba hanehoana firaisankina amin'ireo gadra politikaMbola any am-ponja ny gadra politika maherin’ny 10.000Mpanoratra Mong PalatinoNandika Salohy Randriafanomezantsoa28 Avrily 2022
Nahitana karazan-dramanavy vaovao tao i Trinité sy Tobago tamin'ny Andron'ny Tany'Ramanavy tsy fahita firy izy io [...] fahitana mampientam-po tokoa!' Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Liva Andriamanantena27 Avrily 2022
Fifehezana ny fakom-baovao : ny fomba nivadihan'ny lalàna momba ny fandisoana vaovao ho lasa fitaovana enti-manivanaHampanginana fanoherana, betsaka ny governemanta mampiasa lalàna hanoherana ny fakom-baovao Mpanoratra Olga SolovyevaNandika Dounia Latorre, Imanoela Fifaliana26 Avrily 2022
Fianakaviana mitolona mitady izay hanampiana ireo Azerbaidjaney tafahitsoka ao amin'ny tanàna iray tratry ny fahirano ao OkrainaTratry ny fahirano nanomboka tamin'ny 3 Martsa i MariupolMpanoratra Chaikhana.mediaNandika Candy26 Avrily 2022
Ahoana izany any Fryslân, Holandy, henika fiteny Frisian ny toerana rehetra amin'ny fiainana andavanandro, eny fa na dia amin'ny aterineto azaMampiroborobo fahazoa-miditra nomerika ny fiteny Frisian i Mirjam VellingaMpanoratra Rising VoicesNandika Salohy Randriafanomezantsoa26 Avrily 2022