Taokanton'ny làlana atao hetsipanoherana ao Kazakhstana, lasa mahazatraMpanoratra Paolo Sorbello Nandika Sylvia Aimée31 Aogositra 2021
Ny fomba nampiasàn'ny Haitiàna iray ny soanambo mba hiteraka fahazakàna dona taorian'ny horohorontanyMpanoratra Emma Lewis Nandika Candy31 Aogositra 2021
Mandray ny asa maha-filohampirenena azy i Ebrahim Raisi, mitombo ny famoretanaMpanoratra Guest Contributor Nandika Candy30 Aogositra 2021
Lalao Olaimpika: COVID-19 vao mainka nanalalina ny hantsana eo amin'i Amerika Latina sy ireo firenena manankarenaMpanoratra Connectas Nandika (en) i Emma Dewick, avylavitra29 Aogositra 2021
Miaro ny tenin-drazan'izy ireo amin'ny fampiasana sarimiaina ireo mpamorona sarimiaina AfrikaninaSarimiaina efatra noforonin'ny Afrikanina no handeha amin'ny sehatra ao EtazoniaMpanoratra Njeri Wangari Nandika Raveloaritiana Mamisoa30 Aogositra 2021
Manome tsiny an'i Azerbaijan noho ny fanitsakitsahana ny fampitsaharana ady i RosiaNisalasala i Moskoa teo aloha amin'izay omena tsiny amin'ny fifandonana Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Salohy Randriafanomezantsoa29 Aogositra 2021
Tsikerain'ny mpitondra fivavahana amin'ny fomba fitafiny ny ekipa volleyball vehivavy ao amin'ny Olaimpikan'i TokyoMisy ny midera ary misy ny mitsikera tsy maotonaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Andriamifidisoa Zo28 Aogositra 2021
Vehivavy nanamontsana ny zavabita tsara indrindra erantany tamin'ny fifaninanana fitsotsorana maka aina ela indrindra tao MontenegroNy fitsaratsaram-poana an'ireo Monténégrins ho olona kamo no resahan'ilay fifaninananaMpanoratra Filip Stojanovski, Metamorphosis Foundation Nandika Imanoela Fifaliana27 Aogositra 2021
Ampamoahan'ny fitsarana rosiana trosa matevimbe ny orinasa media sosialy lehibe noho ny fanitsakitsahana ny fitsipiky ny famangitanaTsy noraharahian'ny goavan'ny media sosialy ny tinaky famangitan-dahatahiry ao RosiaMpanoratra Tanya Lokot Nandika Andriamifidisoa Zo27 Aogositra 2021
Fampahalalam-baovao tsy miankina nampidirina lisitry ny “kasinga vahiny” fanampiny ao RosiaNanatevin-daharana ireo FTMF sy fampitambaovao hafa i Dozhd sy iStoriesMpanoratra Tanya Lokot Nandika Raveloaritiana Mamisoa26 Aogositra 2021
Ny ratsy ateraky ny sivana mahazatraZava-mahazatra ny ankamaroan'ireny sary ireny. Inona àry no olana eto ?Mpanoratra Lokman Tsui Nandika Imanoela Fifaliana25 Aogositra 2021
Ny nahatonga ny toeram-pilomanosana iray ho marika amantarana ny fiovan'ny toetrandro sy ny kolikoly ao Pôrtô RikôHerinandro maro no nitobian'ireo mpanao hetsipanoherana teo anoloan'ilay dobo filomanosanaMpanoratra Ángel Carrión Nandika avylavitra25 Aogositra 2021
Inona no diso amin'ny fampitahana ara-politika an'i Taiwan amin'i Afghanistan?Manely fanekena ho resy tsy miady avy hatrany ny fampitahanaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo25 Aogositra 2021
Koety: niteraka tabataba ny fampianarana dihin'ny kibo tao amin'ny toerana iray fanatanjahantena ho an'ny vehivavy, nitondra hatramin'ny firotsahana an-tsehatry ny governemantaVehivavy irery ihany no hampianatra amin'ilay kilasy ho an'ny vehivavyMpanoratra Dahlia Kholaif, Raseef22 Nandika Sylvia Aimée24 Aogositra 2021