Mihamanakaiky ny fanovàna ny lalànany momba ny fitoviana ny ao Trinidad & Tobago, tafiditra amin'izany ny fironana ara-pananahanaMpanoratra Jada SteuartNandika avylavitra29 Mey 2021
Mahafatifaty ny tantely Jamaikàna, tena ilaina ny fiarovana azyMpanoratra Emma LewisNandika avylavitra26 Mey 2021
Resadresaka nomerika: Ny fitehirizana ny teny Kadazan antserasera sy ireo fiteny vazimba teratany hafa any BorneoMpanoratra Rising VoicesNandika Raveloaritiana Mamisoa21 Mey 2021
Ny sandan'ny fanoherana: Ny vehivavy sy ny fikatrohana pôlitika ao VietnamMpanoratra The 88 ProjectNandika Sylvia Aimée16 Mey 2021
Sazy famonjàna dimy taona no arangarangan'ny manampahefana ao Hong Kong ho an'ireo izay manatrika ny fiaretantory fahatsiarovana ny Vonomoka tao TiananmenTaona faharoa nandraràna ny fiaretantory ao Victoria Park rehefa 4 JonaMpanoratra Oiwan LamNandika Imanoela Fifaliana31 Mey 2021
An-tsary: Mandatsa-bato ho an'ny hoaviny vaovao ny ShilianaFandatsaham-bato manan-tantara ny fifidianan'ny Shiliana olona hanoratra indray ny lalàm-panorenana Mpanoratra Francisco OsorioNandika Salohy Randriafanomezantsoa31 Mey 2021
Tatitry ny Greenpeace manasongadina ny fitaran'ny fanarian'ireo firenena eorôpeàna ny fakony any TiorkiaEfa ho 40 isanjaton'ny fako ao UK no tonga ao Tiorkia Mpanoratra Doga CelikNandika Miora30 Mey 2021
Lahatsarin'ny ‘Fanaka Kakoli’ nahatonga sary mahatsikaiky tao Bangladesh sy Bengal Andrefana"Hanàko any anaty lohanao ireo teny (miverimberina)"Mpanoratra RezwanNandika Imanoela Fifaliana29 Mey 2021
Onja COVID-19 vaovao manempotra an'i TaiwanMampandringa ny fepetra napetraka ireo fahabangan'ny rafitra ara-pahasalamana ao TaiwanMpanoratra Global Voices East AsiaNandika avylavitra27 Mey 2021
Niteraka fihetsiketsehana ny fankatoavana ny tombontsoa ho an'ny mpiasan'ny antenimieran'ny Repoblika any MozambikaTsy misitraka tombontsoa mitovy amin'izany ireo mpiasam-panjakana Mozambikana hafa. Mpanoratra Global Voices LusofoniaNandika Salohy Randriafanomezantsoa25 Mey 2021
Fihibohana ho an'ny olom-pirenena, fialantsasatra eny amoron-dranomasina ho an'ny mpizahatany: mampiseho ny tsy fifandajana amin'ny fepetran'ny COVID ny dokambarotra vaovao any TorkiaTsy nampidirin'ny manampahefana Tiorka hanaraka ny fepetra noraisina farany ireo mpiala-sasatra Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Salohy Randriafanomezantsoa24 Mey 2021
Nahataitra ireo mpampiasa Twitch ny nahita ny Ben'ny Tanàna taoEkrem İmamoğlu: 'Tsy olana izay ho fahasarotan'ny fanontaniana, fa anontanio foana'Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Miora23 Mey 2021
Tiorkia, fifaninanana henjana ho an'ny Netflix ny fisian'ilay lahatsary Youtube ana lehiben'ny MafiaSedat Peker nandefa lahatsary miresaka fifamatoran'ny governemanta amin'ireo heloka voaomanaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Imanoela Fifaliana23 Mey 2021
‘Tohano ny mpiompy tantely any aminareo': ireo olana ao Karaiba, Andro Erantany ho an'ny TantelyFanimbàna ala, fampiasàna tsy am-piheverana fanafody simika, olana ao KaraibaMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Sylvia Aimée22 Mey 2021