Noho ny fisian'ny fifandonana Nagorno-Karabakh, tapatapahan'ny manampahefana ao Azerbaijàna ny aterineto manerana ny firenenaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika avylavitra30 Septambra 2020
Tariky ny Al Jazeera Balkàna, voatafika nandritra ny hetsipanoheran'ny antoko avy amin'ny elatra havanana tao SkopjeMpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika (fr) i Olivia Dinde, avylavitra24 Septambra 2020
Ho tonga any Hong Kong ve ny rafitra fanaraha-maso ny COVID-19 izay misy kaody miloko napetraka tany ShinaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Salohy Randriafanomezantsoa24 Septambra 2020
Naaton'ilay tanàna shinoa ny ‘lalànan'ny fahaiza-miaina’ taorian'ny tsikera anjotraMpanoratra The Stand News Nandika Andriamifidisoa Zo23 Septambra 2020
Srebrenica : kaoperativam-behivavy manjaitra «arotava fiarovana ho an'ny rehetra»Arotava mihoatra ny 1.000 no vaozaitra sy nozaraina teo an-toeranaMpanoratra Balkan Diskurs Nandika (fr) i Nastainou Njapndounke, avylavitra30 Septambra 2020
Gabôna hatrany Môzambika, mampanontany tena an'ireo artista ny dikan'ilay fomba fiteny hoe “Ny Tontolo Atsimo” ao anaty fampirantiana iray vaovao ety an-tambajotraFampirantiana mamerina mamaritra ny atao hoe "Atsimo" aorian'ny valanaretina coronavirusMpanoratra Amanda Lichtenstein Nandika (fr) i Abdoulaye Bah, avylavitra30 Septambra 2020
Bosnia & Herzegovina, mpirotsaka an-tsitrapo miaro ireo mpifindramonina tafahitsoka any mba tsy hiharan'ny levilevin'ny eo an-toeranaTanàna fahatelo ao Bosnia, mpirotsaka an-tsitrapo sisa ianteheran'ireo mpifindra monina Mpanoratra Balkan Diskurs Nandika avylavitra29 Septambra 2020
Taorian'ny firaketana an-tsoratra momba ny fakàna tany tao anatin'ny toerana natao ho azy ireo, 18 ireo tompontany mpitarika sy mainty hoditra naiditra am-ponja ao NikaragoàMbola voatazona any aloha hatreto ny filoha mpitarika ireo indizenyMpanoratra Melissa Vida Nandika Sylvia Aimée29 Septambra 2020
Angola: mpanao fihetsiketsehana mitaky ny rariny momba ny nahafaty an'i Dr Sílvio Dala tany am-pitazonana azyToherina ny fanambaràna ofisialy nataon'ny pôlisyMpanoratra Simão Hossi Nandika (fr) i Laila Le Guen, avylavitra27 Septambra 2020
Fotoana izao hanesorana an'i Sodàna tsy ho anatin'ny lisitr'i Etazonia manondro ireo firenena mpampihorohoroRaha mbola ao anatin'ilay lisitra, hiatrika sazy hatrany i SodànaMpanoratra Mohamed Suliman Nandika avylavitra27 Septambra 2020
Fihetsiketseham-panoherana tarihin'ny tanora ao Thailandy mahazo fanohanana avy amin'ny olom-pirenena mitaky ‘demaokrasia tena izy’Nahazo olona mihoatra ny 20.000 ny famoriam-bahoaka tamin'ny 16 aogositraMpanoratra Prachatai Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson25 Septambra 2020
Hong Kong: artista mandoro ireo sarinjavatra ho fanehoana ny fitakiana pôlitika, Winnie ilay bera, ary vata-pifidianana nandritra ny Andron'ny AveloSary avy amin'ny fankalazana ny Andron'ny Avelo tao Hong KongMpanoratra The Stand News Nandika Sylvia Aimée24 Septambra 2020
‘Miangavy, vonoy dieny izao aho': ny Twitter Japoney manoloana ilay endrika famantarana (mascotte) vaovao tsy mahazatra natao ho an'ny Osaka Expo 2025Antsona hoe "inochi no kagayaki" (“famirapiratan'ny fiainana”) ilay fango.Mpanoratra Nevin Thompson Nandika avylavitra22 Septambra 2020
Ao Però, 23 ora isan'andro ny ho an'ny teny espaniola ary ora iray ho an'ny fiteny tompotanyIlaina hamafisina ny fampitambaovao tompotany hampitovy tantana ny fisoloantenaMpanoratra Jermani Ojeda Nandika (fr) i Pauline Cloes, Andriamifidisoa Zo22 Septambra 2020