Tantara tamin'ny Aogositra, 2019
Ny fahafatesan'i Osama Bin Laden
Fafana votoaty Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices- Ny nahafatesan'i Osama Bin Laden Loharano: Twitter - Ahitana ny farangoteny lehibe Tamin'ny 2 Mey 2011 no nanaovana tatitra voalohany momba ny fahafatesan'i...
Kony 2012
Fanondroam-pejy Lahatsoratra manasongadina an'i Joseph Kony 2012 ato amin'ny Global Voices Rohy Toroina Loharanom-baovao Videos Lahatsary Twitter – Anisan'izany ny fahana mivantana Niteraka tadio an-tserasera ny lahatsary sy fanentanana natao hampahafantarana...
Manontany ireo bilaogera Ejyptiana hoe: NAHOANA?
Toa ny ankamaroan'ny lahatsoratra avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Ejipsiana no miezaka mitady valiny amin'ireo nahoana sy ahoana marobe ao an-dohan'izy ireo.
Nahazo aingam-panahy tamin'ny lalan'i Baltika 1989, nanao ny rojon'olombelona ny mpanao fihetsiketsehan'i Hong Kong hitakiana ny fahafahana sy ny demaokrasia
"Nanavatsava fotoana sy toerana ny fahazavan'ny fahafahana. Tena mamirapiratra. #StandwithHongKong #BalticWay [Miaramijoro amin'i Hong Kong, Lalan'i Baltika]"
Fantaro i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @DigiAfricanLang amin'ny 21-27 Aogositra

Fantaro bebe kokoa ny mikasika an'i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantranon'ny kaonty Twitter-ny @DigiAfricanLang mandritra ny 21-27 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo izy.
Fantaro i Bill Cook, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter an'ny @NativeLangsTech ho an'ny 4-10 Jolay

Fantaro bebe kokoa ny mikasika an'i Bill Cook, ilay mpampiantranon'ny kaonty Twitter-n'ny @NativeLangsTech mandritra ny 4-10 Jolay 2019. Hizara ny fomba fijeriny mikasika ny teny Rock Cree izy.
Ireo ankizy tsy manana taratasy ara-dalàna ao Iran
"Hita amin'ny tantaran'ny Repoblika Islamika ny fanavakavaham-poko sy ny antokom-pinoana vitsy an'isa ka toa niniana natao ny tsy fisian'ny fotodrafitrasa, ny tsy firaharahiana ara-toekarena ary ny halalin'ny fahantrana..."
Ny hetsi-panoherana ao Hong Kong imason'ny Filipiana iray mifindramonina hiasa
Miantraika tahaka ny ahoana ireny fivoriana ireny amin'ny fiainan'ny mpiasa nifindramonina? Inona ny eritreritry ry zareo momba ny fihetsiketseham-panoherana?