Novambra, 2017

Tantara tamin'ny Novambra, 2017

Shina: Fandraketana Ny Tena Anarana Ho An'ny Fandefasana Hafatra Eo Noho Eo

Nanainga fanontaniana mikasika ny lalàna i DingYong mikasika ireo fitsipika ireo. Notsindriany fa na miorina ao ShenZhen aza ny orinasa QQ, ny mpampiasa azy avy any amin'ny firenena hafa sady toa tsy araka ny lalàna ao amin'ny governemantan'i ShenZhen ihany koa ny fangatahana ireo mombamomba ny tena, toy ny karatra mari-pamantarana manokana. Marihany tsara fa sitrapon'ireo blaogera roa voalaza eo ambony ireo no mampiasa ny tena anarany.

30 Novambra 2017

Ny Vady Atolotra Sy Ny Anjara Toeran'ny Raiamandreny

Amin'ny volana aogositra ho avy, raha tsy manambady miozolomana io zazavavy io ("nomena alalàna" hitondra pakistaney *mampitahotra* izy),... toa hahita ny endrika matin-dRamatoa Reny. Raha toa ianao te-hanavotra ain-dreny Bengali iray 40 taona any ho any, mahasarika, malefaka somary mampivarahontsana,... misoratana anarana izao dieny izao.

29 Novambra 2017