Tantara tamin'ny Jona, 2017
Thailandy: Voararan'ny Youtube ny Horonantsary ‘Ilay Mpanao Didy Jadona Lehibe’ an'i Charlie Chaplin
Adala & tsy refesi-mandidy mampihomehy be ilay mpanao didy jadona ao Juntaland (enti-milaza an'i Thailandy) izay manakana ilay sarimihetsik'i Charlie Chaplin manesoeso ny mpanao didy jadona.
‘Mamatsy Vola Ireo Mpikirakira Zava-mahadomelina, Amin'ny Fomba Goldman Sachs’
''Raha mijery ny olona nividianany ireo trosa ireo, toa mijery fitambarana vaovao eo amin'ny Narcos sy ny The Big Short ao amin'ny Netflix isika", hoy i Juan Bermudez, nanoratra.
Ejipta: Mbola Mametram-panontaniana Ny Amin'ny Tena Ilàna Ilay Rivopanovàna Tamin'ny 1952 Ireo Ejipsiana
Amin'ny fotoana ankalazàna ny fahafito amby dimapolo taonan’ny rivopanovan'izy ireo (57 taona tamin'ny 2009) dia mbola mandinika hatrany sy miresaka ny nahatonga io tranga manan-tantara io ny Ejipsiana.
Erantany: Mamono Jiro, Ho An'ny Planeta
Nasehon'ny tontolon'ny bilaogy avokoa ny fisehon'ireo fihetsika rehetra, nanomboka teo amin'ny fanantenana sy ny fanohanana ka hatramin'ny tsikera sy ny fanomezana henatra.
Arzantina : Any Buenos Aires, Rindrina iray Manasaraka Tanàna Roa
[...] Isaky ny voafidy miaraka amin'ny fanohanan'ny ankamaroan'ny mponina itony karazana vahaolana itony, dia malahelo aho [...]
Palestiina : Fahatsiarovana ny يوم الأرض , Andron'ny Tany
[...] Mbola toa rindrina miankina amin'ny tratranareo izahay Ary ao an-tendanareo, toa vakivakim-bera, tsilona raketa [...]
Kazakhstan : Mihetsika Manohitra Ny Sivana An-tambajotra ireo Bilaogera
Manahy aho hoe tsy tena hahavita ny hanakàna ireo tranonkala tena mampidi-doza izany. Mila lalàna manivàna ny horonantsary vetaveta sy hosoka isika.
Hitokona Tsy Hisakafo Ireo Mpitantana ny Fantsona Telegram Nogadraina Ao Iràna
Nokianin'ny sampana politika mpitahiry ny fomba taloha am-pahibemaso ho tsy nety nanivana ireo zavatra navoakan'ny Telegram ireo mpitantana ny hery afovoan'ny Filoha Hassan Rouhani.
Andro Fahatsiarovana ny Tarika Beatles, Manamarika ny Fitsidihana Voalohany Nataony Tany Japàna
Heverina toy ny fihodinana ao amin'ny kolontsaina Japoney taorian'ny ady ny fitsidihan'ny Beatles tany Japàna tamin'ny 1966.
Miady Hevitra Ny Amin'ny Sivan'ny Aterineto I Aostralia
( Fanamarihana : lahatsoratra nivoaka tamin'ny 13 Jolay 2009 ) Tsy i Shina na Iran ihany no misy an'izao. Miady hevitra ny amin'ny sivana amin'ny aterineto i Aostralia mba hiarovana...