Tantara tamin'ny Marsa, 2017
Raha Te-hahafantatra Ny Toetoetry Ny Teknolojia Ao Kiobà, Dia Aza Variana Amin'ny Lohateny Fotsiny
Tapatapaka ny aterineto, ratsy ny kalitaon'ny fifandraisana ary midangana ny saran'ny fidirana amin'ny ateriento. Saingy tsy fantatrao amin'ny famakiana ireo lohatenim-baovao sasany izany.
Ny Renivohitra Kyrgyzstan sy ny Trolleybus-ny Be Mpankafy Mitriatra Fitaratra Arotsioka
Manana ny endrika mampiavaka azy ve ny trolleybus ao Bishkek? Miloka ianao fa manana ry zareo!
Noho Ny Firoboroboan'ny Fandidiana Orona, Hanjavona Ve Ny Orona Armeniana?
«Raha ratsy ny toe-draharaha ara-toekarena, vitsy ny fandidiana; Raha tsara ny toe-draharaha ara-toekarena, marobe ny fandidiana»,
Nahazo Aingam-panahy Tamin'ny Mpanoratra Nizeriana Iray, Hita Amin'ny Aterineto Ankehitriny Ny Fampiroboroboana Ny Teny Yorùbá
"...Fantatro fa tsy maintsy hampiely ny lova Yorùbá manerana izany tontolo izao aho ary ny fomba mora sy tsotra indrindra hanaovana izany dia amin'ny alalan'ny tambajotra iraisampirenena amin'ny solosaina"
Naniry, Tena Naniry Fatratra Fifanarahana Visa Maimaim-poana Amin'ny Vondrona Eoropeana I Zeorzia , Ary Tonga Ny Fety Ankehitriny
"Afaka mitsidika ny faritra midadasika Schengen ao Eoropa mandritra ny 90 andro ao anatin'ny fe-potoana maharitra 180 andro ireo teratany Zeorziana nanomboka tamin'ny Talata"
Famonoana Mpitati-baovao tao Meksika Miteraka Fahatafintohinana Manoloana ny Herisetra Atao Amin'ny Mpanangom-Baovao
novonoin'izy ireo i Miroslava noho ny fitenenana, noho ny fandraisana ny vaovaom-bahoaka takian'ny fiarahamonina ary nampahatezitra ireo eo amin'ny fahefana, amin'ny endriny rehetra.
Eken'ireo Mpanao Famotorana ao St. Petersburg Ny Hamerenana Mandinika ireo Fiampangàna Halabato
Tsy mateti-pitranga ao Rosia izany, fa neken'ny polisy ny hanadihady ny raharaha mety ho fisianà halabato nandritra ny fifidianana tamin'ny volana Septambra lasa teo.
Andeha Hiarahaba Ireo Mpikambana Roa Vaovao. Manaraka Izany: Mila Anao Izahay Ho An'ny NewsFrames!
Mijery tsara avokoa ny rehetra ao amin'ny NewsFrames ary faly izahay manambara ireo fanampiny roa vaovao ao amin'ny ekipanay: Belen Febres-Cordero sy Nevin Thompson.
Ho Fitadiavan-dRariny, Mandrakitra Ny Famonoana Noho Ny Zava-mahadomelina ao Filipina Ity Mpiasam-Piangonana Katolika Ity
"Amin'ny maha mpanao gazety mpaka sary, miaraka hatrany amin'ny mahantra, mahafantatra ny zava-misy ara-tsosialy iainan'izy ireo."
Hong Kong : Ny Worker News Izay Namaky Bantsilana Ireo Anganongano Momba Ireo Mpitsoa-Ponenana No Nahazo Ny Loka
"Tao anatin'ny taona vitsy, dia niroborobo ny fitsaratsaràm-poana ataon'ny fiarahamonina any Hong Kong ireo olona avy any amin'ny firenena hafa."