Septambra, 2008

Tantara tamin'ny Septambra, 2008

Madagasikara : Ny Blaogiko sy Izaho

Vao nanokatra blaogy vaovao ny namana Andry Rakotoniaina Andriatahiana izay monina any Madagasikara. Ambarany ho “mpanara-maso ny tontolon'ny Aterineto” ny tenany [the cyber observer]: My name is Andry Rakotoniaina Andriatahiana...

24 Septambra 2008

Oganda : Apela iray faly

Glenna Gordon, ao amin'ny blaoginy Scarlett Lion manapariaka sarin’ “apela iray faly” (toran'ny hehy eo am-pivoizana ny milina fanjairana) nalainy tany Gulu, any Oganda.

24 Septambra 2008

Madagasikara : Eny an-dalambe eny

Tantarain'ny namana Ariniaina ao amin'ny Dago Tiako ny andavan'andron'ny fiainana manamorona ny arabe any Antananarivo, any Madagasikara : Suddenly, you notice lots of people making a circle. You think there...

24 Septambra 2008

Ekoatera: Ny fiarovana ny valalabemandry

Ny fahasarotam-piaianana any Ekoatera no iray amin'ny lazaina ho anton'ny fiakaran'ny halatra sy ny vono olona ao amin'ny firenena. Ny ankamaroan'izany fandikan-dalàna izany moa diaataon'ireo tsy an'asa izay tsy maintsy mitady ny fomba hahazoany hanina mba sitrany ahay velona aloha ka ny fomba ataony dia ny mangalatra na ny mamono olona. Sarotra ho an'ny olo-tsotra ihany ny hiaina anaty tsy fandriampahalemana ka mamoaka ny eritreriny ihany koa ny mpamaham-bolongana.

23 Septambra 2008

Shina: Misedra olana ny “Vita avy any Shina”

Tsy mitsaha-mitombo isan’andro ny hatezerana vokatr’ilay vovo-dronono voapoizina. Ankoatry Sanlu (三鹿), ny fandraharahàna ankapobeny misahana ny fanaraha-maso ny kalitao, ny Fitsirihana ary ny Fisorohana eto amin’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Shina koa...

23 Septambra 2008