Tantara tamin'ny Febroary, 2008
Arabia Saodita : Tsy misy kafe hoan'ny vehivavy
Lalla Mona avy any Arabia Saodita no manapariaka sary fandraràna roa : ny voalohany nalaina tany Amerika tamin'ny taona 1931 “Dobo filomanosana : Natokana hoan'ny fotsy hoditra” ny faharoa kosa...
Madagasikara : Taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Ivan, ireo takaitra
(sary nadika tamin'ny GAZETY_ADALADALA) Efa nandao an'i Madagasikara ankehitriny ny rivodoza Ivan, izay namela tany amin'ireo faritra maro nandalovany haolo sy tsy manan-kialofana aman'arivony maro. Araky ny tarehimarika ofisialy dia...
Sierra Leone : Sekoly hoan'i Sierra Leone
Vaovao voarày avy tamin'ny balogin'ny tetikasa Sekoly hoan'i Sierra Leone [School for Sierra Leone] : The Voice of Sierra Leone Association wants to start by supporting a school by buying...
Madagasikara : Mandrava ny Rivodoza Ivan
Niditra an-tanety tany amin'ny faritra Avaratra Atsinanan'i Madagasikara tamin'ny [alina hifoha] Alahady 17 Febroary 2008 ny rivodoza Ivan, izay rivodoza sokajy faha-4 ankehitriny. (sary nadika tamin'ny meteo france) Na dia...
Vehivavy antitra indrindra mbola velona
Kabobfest no manaitra antsika fa misy vehivavy Palestianiana, teraka tamin'ny taona 1888 mipetraka any Isiraely mbola velona amin'izao fotoana izao. Izany hoe 120 taona izy amin'ity taona ity. Misy sariny...
Kôngô-Brazzaville : Fanapariahana ny teny manambara ny zon'ny vahoaka indizeny
indigenouspeoplecongobrazza no mitatitra momba ireo ezaka ataon’ Kôngô hanapariahana sy hampahalalana ny mombamomba ny fanambarana vaovao nataon'ny firenena mikambana hoan'ny zon'ny vahoaka indizeny : a été organisé, le 24 Janvier 2008...
Madagasikara : Adihevitr'ireo mpiblaogy mikasika ny “fanalan-jaza” sy ny fiadiana hoan'ireo zon'ny vehivavy
Mandritra ny fety “Saint Valentin,” ilay hetsika manodidina ny fandikana amin'ny teny Malagasy ilay soratra naha-tafintohina ny sasany anefa ankafizin'ny hafa mitondra ny lohateny hoe : The Vagina Monologues |...
Fivoizana blaogy any Madagasikara – Mpanao Forum manjary mpiblaogy
Lahatsoratra niseho tamin'ny Rising Voices no nadika etoana. Ny FOKO Blog Club dia fitaovam-pivoizann'ny tetikasa FOKO izay misahana ny fampandrosoana an'i Madagasikara. Toy izao no fampidirana notsongaina avy tamin'ny vohikalan'ny...
Timor atsinanana : Momba ny fahafatesan’i Suharto
Tamin’ny taona 1975 no nanambaran’i Timor Atsinanana ny fahaleovantenany rehefa nozanahan’i Portiogaly 400 taona. Saingy vao haingana kosa no nahazoany ny fahafahana, noho ny fanafihana sy ny fibodoan’i Indonesia izay...
Shina : Ny farihy Xi Hu fotsian'ny orampanala
ShaoShilong no manapariaka sary vitsivitsy ahitana ny farihy fanta-daza Xi Hu [farihy Andrefana] fotsian'ny orampanala.