Novambra, 2007

Tantara tamin'ny Novambra, 2007

Marôka : Any Medinà i Leonardo Di Caprio

Ny mpiblaogy Marôkana Adliski dia mitatitra sy mampita sary tamin'ny nahitany ny mpilalao sarimihetsika Amerikana Leonardo Di Caprio mandakadaka baolina teny amorontsiraka sy mandehadeha mizaha-tany any amin'ny ivon-tanàna antitr'i Medinà. I...

29 Novambra 2007

Madagasikara : Fanamboarana lakana

Ny mpiblaogy Anglisy vavy Ruth izay monina any Antsiranana [nanomboka tamin'ny taona 2005] dia manazava ao amin'ny blaogy Vazaha Gasy ny fomba fanamboaran'ny Malagasy lakana araky ny traikefan'i Jean, rain-janany...

29 Novambra 2007

Sômalia : Fomba Sômaliana

Mianarà fomba Sômaliana miaraka amin'ny mpiblaogy Shafi : « Receiving a guest with such generosity is often praise worthy and the theme of many verses of poetry. In the Somali...

28 Novambra 2007

Angôla : Ny zo hifidy

Ny blaogy Desabafos Angolanos monina any Angôla dia manambara ho fandresena ny hetsika fitakian-jo nataon'ireo zanaka am-pielezana Angôlana mipetraka any Lisbôna [renivohitry Pôrtigala] ny 19 Novambra 2007 : « “Sucesso? Com 20...

27 Novambra 2007