Miverina indray ny Ankamanta-baovaon'ny Global Voices rehefa niato kely! Tsapao ny fahalalanao ireo lohahevitra sy tranga notantarain'ny Global Voices vao haingana, maro amin'ireny no mety tsy ho hitanao any amin'ireo fampitambaovao hafa. Tsarà vintana!
Tsidiho ato ny arisivan'ny ankamantatra teo aloha.






