Amin'ity ankifidin'ny herinandro ity izahay mitsapa ny fahalalanao ireo lohahevitra sy tranga notantarain'ny Global Voices amin'ny teny anglisy vao haingana, ary maro amin'ireo no mety tsy ho hitanao any amin'ireo fampitam-baovao hafa. Tsarà andro!
(Naoty: miangavy aza miraharaha ireo lahatsoratra eo ambanin'ny fanontaniana milaza hoe “Your name will be shared” [na hozaraina ny anaranao] fa tsy hijerena anarana ny valinteny rehetra. Teny anglisy ihany!)