Tantara tamin'ny 21 Mey 2025
Toerana fiasàn'ireo Global Voices 2025 (ampahany voalohany)

Mahaliana anao ny hahafantatra hoe avy aiza ireo mpikambana GV mpiaramiasa aminao no manao ny asany? Indro topimaso iray amin'ireo toerana fiasàna vitsivitsin-dry zareo