Global Voices News Quiz: Herinandron'ny 5 mey 2025

Amin'ity herinandro ity izahay mitondra News Quiz hatao isan-kerinandro, izay itsapanao ny fahalalanao ireo lohahevitra sy tranga notantarain'ny Global Voices vao haingana, ary maro amin'ireo no mety tsy ho hitanao any amin'ireo fampitam-baovao hafa. Tsarà andro!

(Naoty: miangavy aza raharahiana ireo lahatsoratra eo ambanin'ny fanontaniana milaza hoe “Your name will be shared” [na hozaraina ny anaranao] fa tsy hijerena anarana ny valinteny rehetra. Teny anglisy ihany ilay izy aloha!)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.