Sary nopihako avy amin'ny Fihaonambe GV 2024 tao Kathmandu, Nepal. Voninahitra ho ahy ny niaraka tamin'ireo olona nahafinaritra ireo ary fitahiana ny nahazo an-tsary ny tsikin-dry zareo 💚
Saripika rehetra nalain'i Jer Clarke (https://jerclarke.org) ary mampiasa ny lisansa CC-BY-NC. Raha toa ka ianao irery no hita amin'ny sary, aza misalasala mampiasa azy amin'izay rehetra itiavanao azy 🫡
RESAKA azon'ny rehetra natrehana
Sarin'ireo lahateny, resaka an-databatra ary atrikasa natao ny 6 sy 7 Desambra.
Ireo OLON'NY kaonferansa ho an'ny daholobe
Sarin'ireo olona sy ny tsikin-dry zareo teny an-dalantsara tany ambadiky ny sehatra nandritra ny fihaonambe 6 sy 7 Desambra.
Fivoriana anatiny GV
Sary nandritra ny fivoriana anatiny nataontsika.