Notsoahin'i Holod, izay mpiara-miombona antoka amin'ny Global Voices, ity lahatsoratra iray navoaka teto amin'ny tranonkalan'ny Global Voices tamin'ny 31 Desambra 2024 ity.
17 декабря 2024 года на сайте «Холода» был опубликован текст под названием «Мама, не звони командирам и не ищи их номера». Мы удалили его с сайта и из наших соцсетей в связи с дополнительной проверкой изложенных в нем фактов. По ее итогам редакция пришла к выводу, что автор сфальсифицировал в этой истории как минимум часть данных. Подробности проверки изложены тут.
Мы приносим извинения читателям за недостаточную проверку фактов в этом материале и будем совершенствовать систему фактчека с учетом произошедшего. Соблюдение журналистских стандартов и проверка фактов остаются для нас приоритетом, и мы продолжим делать все возможное, чтобы предоставлять нашим читателям только достоверную информацию.
Tamin'ny 17 Desambra 2024, navoaka tao amin'ny tranonkalan'i Holod ny lahatsoratra iray mitondra ny lohateny hoe “Neny, aza miantso ireo mpibaiko na mikaroka ny laharan-dry zareo akory”. Nesorinay tato amin'ny tranonkala ary koa tany amin'ireo tambajotra sosialy rehetra izay sahaninay io lahatsoratra io noho ny fanamarinana fanampiny izay natao momba ny zava-misy voaresaka tao. Araka izany dia voamarin'ireo mpamoaka lahatsoratra fa hosoka nataon'ny mpanoratra ny sasany tamin'ireo angondrakitra vitsivitsy voaray tamin'ity tantara ity. Azo jerena eto ny antsipirian'izany fanamarinana izany.
Miala tsiny tanteraka amin'ny mpamaky izahay ato amin'ny Global Voices noho ny tsy fahampian'ny fanamarinana ny angombaovao tao anatin'ity lahatsoratra voalaza ity ary hanatsara ny rafitra fanamarinana ny zava-misy voatatitra izahay araka ny zava-nitranga. Laharampahamehana ho anay hatrany ny fanarahana ny fenitra amin'ny asa fanaovan-gazety sy ny fanamarinana ny angombaovao, ary hanohy izay tratry ny herinay hatrany izahay amin'ny fanomezana vaovao azo antoka ho an'ny mpamaky.