Tantara tamin'ny 30 Aogositra 2024
Fafan'i Azerbaijan mialoha COP29 ireo mpitsikera
Manana ny iray amin'ireo firaketana iraisampirenena ambany indrindra momba ny zon'ny olom-pirenena sy ny fahalalahan'ny olom-pirenena i Azerbaijan ary nanizingizina ny filoha Aliyev fa voamarina ny fanenjehana ny fiarahamonim-pirenena.
Fantaro ireo taranaka fahatelon'ny mpikatroka ankihin'ny fiteny Mayana!
Mpiteny Yucatec Mayan, Ch'ol, Tseltal ary Tsotsil ny andiany fahatelo amin'ny programa ADLM.
Niresaka momba ny fihateren'ny habaka sivily tao amin'ny Asia Center ao Bangkok, niresahana momba ny fihateren'ny habaka sivily ny Tonian-dahatsoratry ny GV, momba ny Trano Famoaham-baovaoan'ny GV
"Manoloana ny famoretana, nijoro hatrany ireo mpisehatra avy amin'ny fiarahamonina sivily tamin'ny fikatsahany ny tamberin'andraikitra sy ny famerenana ireo fotokevitra demaokratika ho toy ny fitaovana hanoherana ny fikororosin'ny habaka sivily."
Fambolena tsara kajy, zavatra ankafizin'i Aicha Biaou, Tôgôley manomana doctorat
Aicha Biaou ,tovovavy tôgôley iray, dia manomana maripahaizana momba ny fambolena tsara paika ao amin'ny oniversitem-panjakana ao Oklahoma, sampana manokana momba ny fitantanana ny harena ambanin'ny tany sy ny rano, mba hanavoazana ny tontolon'ny fambolena