Tantara tamin'ny 26 Jolay 2024
Melohin'ny ‘Faktograf’ mpanamarina tranga ny fikasihan-tànana nataon'ireo sampan-draharaha kroaty tamin'ny mpanao gazety iray
Manameloka ilay fanafihana tamin'ny 16 Jolay tany akai;kin'ny Zadar, nanjo ilay mpanao gazety efa nahazo fankasitrahana, Melita Vrsaljko, daholo ireo fikambanana mpanamarina tranga sy fikambanana mpanao gazety. Melita dia mpanangom-baovao momba ireo olan'ny tontolo iainana ary mpanamarina tranga ho an'ny Faktograf, sampana kroaty mpanamarina tranga
Iza i Aya Nakamura, ilay mpanakanto nambara fa hanokatra ny Lalao Ôlaimpika Parisy 2024?
Anisan'ireo mpanakanto nambara hanokatra ny JO 2024 i Aya Nakamura, frantsay mpanakanto, saingy niteraka resabe teny anivon'ny vahoaka frantsay ny nisafidianana ilay vehivavy mpihira.
‘Gasolinazo’: nanao diabe nanohitra ny fiakaran'ny vidin'ny lasantsy napetraky ny filoha Daniel Noboa ny Ekoadaoreana
”Nanao diabe nanerana ny arabe tao an-drenivohitra ireo fikambanana ara-tsosialy niaraka tamin'ny hira, afisy ary sora-baventy mihiaka ny teny filamatra hoe “Mivondròna ianareo vahoaka, mivondròna hiady amin'ity governemanta neoliberaly ity”.