Tantara tamin'ny 19 Jolay 2024
Ao Trinité-&-Tobago, tena iainana ny fiadiana amin'ny FOMO
Nampivanàka ireo mpampiasa tambajotra sôsialy ny ramatoa iray minisitra fahiny nisahana ny toebola no nandingana fefy mba ho afaka hanatrika ny fandevenana an'i Basdeo Panday,, iilay praiminisitra taloha,
Nanakatona ny departemanta siansa politika ao aminy ny iray amin'ny oniversite liberaly ao Rosia
Rehefa tonga ny fanafihana feno an'i Okraina tamin'ny Febroary 2022, maro amin'ireo oniversite liam-pandrosoana teo aloha no nandray fepetram-politika fandalàna nentin-drazana noho ny faneren'ny fanjakana na noho ny fanapahan-keviny manokana
Tetezana ara-kolontsaina Pôlôney-Taiwanais: Resadresaka nifanaovana tamin'ny mpandika teny Wei-Yun Lin-Górecka
Mifanalavitra ara-jeôgrafika sy ara-kolontsaina i Taiwan sy Pôlônina, kanefa mifampizara tantara lava momba ny fifandraisana izy roa tonta, araka ny fanazavan'i Lin Wei-Yun Górecka, mpandika teny sy mpikaroka any Taiwan, tamin'nyy Global Voices