Tantara tamin'ny 13 Jolay 2024
Manimba ny asan'ireo mpiompy any Himalaya ny krizy ara-toetrandro
Manakana ny fitomboan'ny ahitra any amin'ny kijàna avo any Rukumn distrika atsinanan'i Népal, ny hain-tany amin'ny ririnina sy ny fahataran'ny filatsahan'ny oram-panala, ka mampidi-doza ny isan'ny ondry ao an-toerana ary manery ireo mpiandry ondry hiala amin'ny asany.
Sakafo enina mampiavaka kokoa an'i Hong Kong
Nifidy tsakitsaky ny tanora Hong Kong izay maneho indrindra ny sakafo ao Hong Kong. Ny mpandresy tamin'izany dia ny tarta atody, mofo mananasy, gauffre atody, dite ronono, siu mai ary trondro baolina carry.
Kamerona : manimba ireo vondrom-piarahamonina indizeny sy ny bibidia ireo ezaka fanitàrana ny fambolena
« Takianay amin'ny governemanta ny hamerenana ny alanay sy hanampiana anay hiaro azy. Ilainay ny ala mba hampianarana ny kolontsainay amin'ireo taranakay»