Tantara tamin'ny 03 Marsa 2024
Tari-dalan'ny GV amin'ny tatitra fifidianana

Noho ny maha zava-dehibe ny fanaovana tatitra momba ny fifidianana, dia nanapa-kevitra ny hamoaka andiana torolalana sy toro-hevitra amin'ny fomba hanangonam-baovao fifidianana amin'ny fomba GV izahay.