Filipiana mpanentana an'onjampeo iray maty nandritra ny fandaharana mivantanaMpanao gazety fahefatra novonoina nandritra ny fitondran'ny governemanta Marcos JrMpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena19 Novambra 2023
Zimbaboe : mitolona ho amin'ny fankatoavana azy ireo sisampaty tamin'ilay fandripahana tao « Gukurahundi »Mitory tsy fahavononana ara-politika sy fanekena ny fisiana fandripahana tany aloha ny tsy fahomboizan'ila kaomisiôan'ny fahamarinanaMpanoratra Zita Zage, Minority AfricaNandika Abdoulaye Bah, avylavitra19 Novambra 2023
Ny Global Voices dia mitady mpikaroka avy ao Brezila sy El Salvador handray anjara amin'ny tetikasa Civic Media ObservatoryHadihadin'ny CMO ny fahatakaran'ny olona ny rohivoarin-torohayMpanoratra Giovana FleckNandika Andriamifidisoa Zo18 Novambra 2023
Taratasy misokatra ho an'ireo mpitarika Karaiba manentana azy ireo mba hampitondra fanovana ny COP28'Mila mitarika antsika hiverina amin'ny lalana mahitsy izany fitarihana izany...'Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Raveloaritiana Mamisoa, Andriamifidisoa Zo17 Novambra 2023
Nanohana fanentanana anjotra manohitra ny fanalan-jaza ny politisiana breziliana mialoha ny didim-pitsarana tamponyTaterin'ny Agencia Publica ireo lahatsoratra fanta-piaviana ao amin'ny sehatra MetaMpanoratra Pública - Agência de jornalismo investigativoNandika Liam Anderson, Andriamifidisoa Zo17 Novambra 2023
Anatin'ny fotoana tena manandanja ho an'ny krizy manerantany, nohalefahan'ny X (Twitter tany aloha) ireo pôlitikany momba ny kabary mahery setraOktôbra 2023, nasiam-panovàna ny pôlitikan'ny X (Twitter teo aloha)Mpanoratra Daria DergachevaNandika Pierre-Emmanuel Farret, avylavitra17 Novambra 2023
Manao ahoana ny hevitry ny governemantan'i Jamaika manoloana ireo Haitiana mpitsoa-ponenana?'Manandanja ny mandanjalanja ny olana fiarovam-pirenena amin'ny fiarovana ny zon'olombelona'Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Andriamifidisoa Zo15 Novambra 2023
Nahazo sazy henjana ireo mpikambana avy amin'ilay tarika Bielôrosiàna nanao ireo hiran'ny hetsipanoherana tamin'ny 2020Niparitaka toa afo ilay hiran-dry zareo 'Tsy vahoaka bitika izahay"Mpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra15 Novambra 2023
Anaty aloky ny ratram-po sy dona efa am-polontaona maroMendrika hositranina ve ireo ratram-po sy dona am-polontaona maron'ity hadalàna ity?Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Miora14 Novambra 2023
Tsy mandray ireo pelaka ny fitateram-bahoaka ao AzerbaijanTendron'ny iceberg fotsiny ny zava-nitranga voalazaMpanoratra Sahar JahanNandika Raveloaritiana Mamisoa13 Novambra 2023