Tantara tamin'ny 21 Oktobra 2023
Fanapahankevitra manan-tantara: Nolavin'ny fitsarana Antampony ny fanambadian'ny mitovy fananahana ao India
Ny 17 Oktôbra 2023, nisy mpitsara dimy avy amin'ny Fitsarana Antampony ao India nanapaka tsy nisy nitsipaka / nanohitra ny fanaovana ho ara-dalàna ny fanambadian'ireo mitovy fananahana. Niteraka ahiahy teny anivon'ireo mpikatroka LGBTQ+ io didim-pitsaràna io
Juliana Harsianti mandray anjara fitenenana amin'ny IGF 2023 mandritra ny fotoam-pivoriana momba ireo Fitsaratsaram-poana mifototra amin'ny fiteny sy ny mahalahy sy vavy ety an-tambajotra
Araka ny famaritana ofisialy avy amin'ilay vovonana, ilay atrikasa dia "mifantoka amin'ny fihaonan'ireo fiteny, ny aterineto, ary ny fivakisana nomerika noho ny mahalahy sy vavy"