Tantara tamin'ny 30 Mey 2023
Any Tiorkia, miely patrana ny dokambarotra raki noho izy mamofona resaka pôlitika
Raha toa ireo Tiorka mirona mankany amin'ny fifidianana ankapobeny, tsy ny fahatsiarovana ny faha-100 no tonga ao an-tsaina, fa ny fankalazana izay hatao raha toa resy ny AKP eo amin'ny fitondrana.
Yoweri Museveni namoaka lalàna famoretana mahatonga ny vondrompiarahamonina LGBTQI+ ogandey ho tandindonin-doza goavana
Mananontanona ny vondrompiarahamonina LGBTQ+ ankehitriny ny fampidirana am-ponja sy ny fanamelohana ho faty, taorian'ny namoahana lalàna iray manavakavaka manenjika azy ireo ao Ogandà
Amin'izao fotoana izao, mifarana ny fifanandrinana eo amin'ny lalantsara manelanelana an'i Armenia sy Azerbaijana
Tamin'ny 28 aprily, nampiato ny hetsika nataony ireo "mpikatroka mpiaro tontolo iainana" nanakana ny lalantsaran'i Lachin manakaiky an'i Shusha (Shushi) taorian'ny 23 Aprily nametrahana toby Azerbaijaney iray fisavana sisintany eo amin'ilay lalantsara