Tantara tamin'ny 24 Mey 2023
Jamaika ‘mankalaza’ ny faha-75-n'ny Windrush, tena tokony ho izay ve?
"Ny rafozambaviko sy ny rafozandahiko, tamim-panantenana be, dia nandeha nankany amin'ny Fanjakana Mitambatra, firenena iray tsy dia tsara fandray loatra, mba hanampy hameno ny bangan'ny tsy fahampian'ny hery mpamokatra mora vidy ho fanorenana indray ilay firenena taorian'ny ady... tena fiainany azy manokana "
Nahintsana tamin'ny fifidianana amin'ny volana Jolay ny antoko mpanohitra lehibe indrindra ao Kambodza
"Mitady izay fomba rehetra hialana tsiny ny governemanta Kambodziana hanakanana ny antoko mpanohitra tsy hifaninana."