Tantara tamin'ny 15 Avrily 2023
VIDEO: Fomba fifidianana filankevi-pitantanana Global Voices 2023

Misokatra afaka ora vitsy ny fifidianana filankevi-pitantanana Global Voices 2023. Indro àry izay tokony ho fantatrao momba ny dingana arahana hifidianana!