Tantara tamin'ny 18 Marsa 2023
Vehivavy Mozambikana no nandresy tamin'ny fifaninanana nahandro iraisam-pirenena tany Portiogaly
Tamin'ny 19 Febroary, nandresy tamin’ny iray tamin'ireo fifaninanana nahandro lehibe indrindra amin’ny firenena miteny Portiogey ilay Mozambikana Sahima Hajat.