Tantara tamin'ny 16 Marsa 2023
Fantaro i Julia Krebs: Mpiandraikitra vaovao ny vondrom-piarahamonina GV

Julia Krebs avy amin'ny GV Alemàna no voalohany ho Mpiandraikitra ny Vondrom-piarahamonina. Fantaro ato anatin'ity lahatsoratra ity ny momba azy sy ireo hevitra momba ilay anjara asa.