10 Marsa 2023

Tantara tamin'ny 10 Marsa 2023

Kôlera, aretina mbola mampanahy hatrany any Mozambika

  10 Marsa 2023

Nahitana aretina izay tsy dia noresahina firy any amin'ny firenena hafa tao Mozambika, saingy mampanahy ny firenena tokoa izany. Kôlerà izy io na ilay antsoina hoe 'aretin'ny tanana maloto'. Areti-mifindra izay mahakasika ny olona an'arivony any Mozambika.

Hajao amin'ny maha-izy azy izy

Ny Tetezana - The Bridge  10 Marsa 2023

"Miaraka amin'ireo fanamby sy ny fahasarotana ary fifanoherana rehetra entiny, ry zareo nivadika ho vehivavy dia endrika iray isehoan'ny maha-vehivavy."