Fifaninanana maka sary Panorama amin'ny fampiasàna iPhone ao Trinidad & TobagoMankalaza ny jobiliny diamondra ny fifaninanana amin'ity taona ity.Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Imanoela Fifaliana25 Febroary 2023
Mitaky ny zony ety anaty tambajotra ry zareo TogoleyNy fikatrohana ara-politika irery ihany no mahasosotra ny governemanta TogoleyMpanoratra Jean SovonNandika Miora25 Febroary 2023
Manainga anao ny lahakiran'ny Karnavalin'i Trinidad & Tobago 2023, avy eo mampangatsiatsiaka anaoAndiany faharoa sady faranyMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Andriamifidisoa Zo25 Febroary 2023
Tia ilay hira vaovao an'i Shakira? Henoy ireo hira hafa manome hery avy amin'ny DJ irayArtista pelaka sy feminista maro no nataon'i Bizarrap ho malazaMpanoratra Melissa VidaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson24 Febroary 2023
Fanolorana Loka “Félix Houphouët-Boigny” ho an'i Angela Merkel, hisy fiantraikany amin'ny dingana fampihavanam-pirenena ao Côte d’Ivoire ve?Merkel, nahafahana nampihaona imasom-bahoaka mpisehatra telo goavan'ny pôlitika ao amin'ny firenena Mpanoratra Jean SovonNandika Candy23 Febroary 2023
Miisa 37 niakatra 60.000: Mbola manjavozavo ny angon-drakitra ofisialy momba ny fahafatesana vokatry ny COVID-19 any ShinaNandiso ny tarehimarika ofisialin’ny maty tamin’ny COVID-19 ireo mpiseran’ny media sosialy ShinoaMpanoratra Oiwan LamNandika Salohy Randriafanomezantsoa23 Febroary 2023
Hong Kong: any Metropolisy Avaratra, mbola tsy azo antoka ny fiarovana ny tany mandoAfaka mampifandanja ny fampandrosoana sy ny fiarovana ve Hong Kong?Mpanoratra Oiwan LamNandika Miora22 Febroary 2023
Fitsidihan'i Papa François tao RDC: Mizarazara ny hevitr'ireo Kôngôley momba ny fanambaràna nataony Kôngôley an'arivony no nafindra toerana ao anatin'ny fireneny ihany.Mpanoratra Jean SovonNandika Sylvia Aimée22 Febroary 2023
Mampirehareha an'i Barbados tamin'ny fampisehoany mahavariana Super Bowl i Rihanna'Misolotena ny mpifindramonina, an'i Barbados, ny vehivavy mainty hoditra'Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Raveloaritiana Mamisoa22 Febroary 2023
Lahatsary miparitaka mampiseho ireo voalaza ho fanitsakitsahana ny zon'olombelona nataon'ny miaramila tao Cabo Delgado, MozambikaNodoran’ny miaramila ankarihary ny mponina.Mpanoratra Global Voices LusofoniaNandika Dércio Tsandzana, Liva Andriamanantena21 Febroary 2023