Ny krizin'ny toetrandro dia krizin'ny rano ao HimalayasManakorontana ny tsingerin-drano any an-tendrombohitra ny fiakaran'ny maripana erantanyMpanoratra Nepali TimesNandika Imanoela Fifaliana26 Desambra 2022
Nosakanana nandritra ny fotoana fohy ny YouTube tao Pakistan nandritra ny fihetsiketsehana politika nataon'ny PM teo aloha Tsy vao sambany no nikorontana ny aterinetoMpanoratra R Umaima AhmedNandika Liva Andriamanantena26 Desambra 2022
Lasa miray tsikombakomba amin'ny fanivanana media sy ny fahalalahana miteny ny sehatra media sosialy any TorkiaTsy manambara zavatra tsara amin'ny fifidianana 2023 ho avy izao izanyMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson25 Desambra 2022
Fanamarinana ny zavamisy misoko amin'ny toedraharaha sôsialy sy pôlitika ao India: ny raharaha ZubairHevitra tsy mitovy momba ny hoe 'fakom-baovao' sy 'fanamarinana zava-misy'Mpanoratra AdvoxNandika Sylvia Aimée25 Desambra 2022
Mpianatra Nizeriana nosamborina taorian'ny fiantsoana ny Vadin'ny Filoham-pirenena ho ‘matavin'ny kolikoly’ tao amin'ny TwitterMiatrika fiampangana fanalam-baraka ilay mpianatraMpanoratra Pamela EphraimNandika Liva Andriamanantena24 Desambra 2022
Undertones ao Afghanistan: ‘Taliban 2.0,’ Vehivavy, FifaharanaAfghanistan jerena amin'ny fomba fitantarany tamin'ity taona ityMpanoratra Civic Media ObservatoryNandika Andriamifidisoa Zo23 Desambra 2022
Faritra iray mikorontana, nopotehan'ny governemanta Tajik tao anatin'ny olana ara-toekarena lalina sy fandiampahalemanaMaherin'ny 40 no maty ary anjatony no voasambotra tao GBAO.Mpanoratra Zhar ZardykhanNandika Sylvia Aimée22 Desambra 2022
Aostralia, mitady izay fomba hatao hiadiana amin'ny fiparitahan'ny famotsiana ny fandefasana entona karbôna manafàna ny tanyFanamby goavana mamitaka ho an'ny tena hetsika ho an'ny toetrandro ny fanadiovambola maitsoMpanoratra Kevin RennieNandika Imanoela Fifaliana22 Desambra 2022
Nalaza tao Arzantina ilay vehivavy nomena anarana hoe ‘reniben'i Messi’ taorian'ny fibatàna ny Amboara ErantanyNy nahatonga an'i María Cristina ho ody tsara an'i Arzantina Mpanoratra Melissa Vida, Romina NavarroNandika Raveloaritiana Mamisoa22 Desambra 2022
Miteny espaniola i Messi sa “Argentine”?Tsy miteny espaniola i Lionel Messi, hoy ilay Italiana mpanao-gazetyMpanoratra Prensa ComunitariaNandika Melissa Vida, Andriamifidisoa Zo21 Desambra 2022