Tantara tamin'ny 25 Desambra 2022
Lasa miray tsikombakomba amin'ny fanivanana media sy ny fahalalahana miteny ny sehatra media sosialy any Torkia
Lasa mpiray tsikombakomba amin'ny fanampiana ny fanjakana hanampim-bava ny feo mahaleotena ao Tiorkia ny Twitter, YouTube, TikTok, ary Facebook, na dia amin'ny fotoana tsy politika aza ny votoaty.
Fanamarinana ny zavamisy misoko amin'ny toedraharaha sôsialy sy pôlitika ao India: ny raharaha Zubair
Maneho ny zavamisy misoko ao anatin'ny fiarahamonina indiàna ireo fanehoankevitra sy fampiasàna ankolaka ny fiteny sy fanosorana ataon'ny / na atao an'ireo mpisehatra samihafa ao anatin'ny rafi-piarahamonina indiàna