Tantara tamin'ny 23 Oktobra 2022
Ny fifandraisana am-pitiavana sy anaty fanakahalàna misy amin'ny Facebook sy ny antoko Fidesz mitondra ao Hôngria
Napetrak'ireo mpandalina pôlitika tsara fa ny faharesen'ny mpanohitra dia vokatry ny fahombiazan'ny Fidesz nampino ireo mpifidy hoe miaro ny tombontsoa avy any ivelany ny mpanohitra ary mikasa hitondra an'i Hongria ho any amin'ny ady.