Tantara tamin'ny 14 Septambra 2022
Fanafoanana ny fanjanahana angondrakitra mba hiadiana amin'ny didiko fe-lehibe nomerika
Ny fanjanahana angon-drakitra dia mitovy amin'ny fanjanahantany mahazatra rehefa ny fakàny fiainan'olombelona no resahana. Ampiasain'ny fanjakana araka izany ny fananany angon-drakitra mba hifehezana ny fitondrantena sy ny fomba amam-panao ara-kolontsaina ary ara-pivavahan'ireo vitsy an'isa.
Mpampianatra Guarani iray mamakafaka ny fomba ijerena ny vahoaka indizeny amin'ny fampitam-baovao Boliviana
Rehefa manao fikarohana momba ny teny hoe "indizeny" ianao amin'ny fampitam-baovao sasany, inona no hitanao? Nanao ny fampiasana i Benjamín Cuéllar Fernández ary nanazava ny fomba tiany hitaterana ny vaovao momba ny vahoaka indizeny.
CIMER: Sehatra revôlisiônera iray sa fitaovana fitorohana eo an-tànan'ireo mpiaradia amin'ny fanjakana?
Napetraky ny Antoko eo amin'ny fitondrana "Rariny sy Fandrosoana" tamin'ny 2015, ny tolotra CIMER dia natao handefasan'ireo olompirenena tiorka ny "olan'izy ireo, ny fitarainana sy fangatahana" mankany amin'ny filoha.