Tantara tamin'ny 08 Aogositra 2022
Ahoana ny setriny ataon'ny Taiwaney amin'ny fandrahonana ara-miaramila ataon'i Shina taorian'ny fitsidihan'ny filohan'ny antenimieran'i Etazonia?
Raha efa mitsinjo ny valibontan'i Beijing ny ankamaroan'ny Taiwaney, dia ny fiainana efa mahazatra azy ihany no amaliany ny krizy.
Fantaro i Wali Ntumba, mpikatroka ho an'ny fiteny Tshilubà miezaka ny hampandray anjara ny tanora amin'ny alàlan'ireo fitaovana nomerika
Amin'ny alàlan'ny famoronana fitaovam-pianarana ety anaty aterineto, antenain'i Wali ny ho aingampanahy ho an'ny tanora hahazoan'izy ireny fahatokisan-tena amin'ny fahaizany ny Tshilubà, fitenin-dry zareo
Tohizan'ireo vondrona kambodziàna mpiaro zon'olombelona ny fitakiana ny rariny ho an'i Kem Ley, mpandalina maty nisy namono
"Ho tsaroantsika hatrany i Kem Ley satria niteny ny marina tao anaty fiarahamonina izy, ary sahy nilaza ireo tsy fahombiazan'ny manampahefana."