Tantara tamin'ny 02 Aogositra 2022
Lehiben'ny fampanoavana ao Armenia te-hanara-maso ny votoaty anaty aterineto
Tao anaty taratasy iray nalefa ho an'ny governemanta armeniàna tamin'ny 4 Jolay, nolazain'i Artur Davtyan fa tokony ho ambany fanarahamason'ny fanjakana ary ho arindran'ny lalàna ny aterineto
Mirotsaha ho isan'ny Filankevitry ny Vondrompiarahamonina Global Voices!
Raha mbola tsy mpikambana anatin'ny Filankevitry ny Vondrompiarahamonina Global Voices ianao, misorata alohan'ny 15 Aogositra, fetra farany!
Lehibe fahiny tao amin'ny sampam-pitsikilovana Gambiàna, voaheloka ho faty noho ny namonoany mpikatroka pôlitika
Ebrima Solo Sandeng, tanora mpitarika ny mpanohitra, voasambotra tamin'ny 2015 taorian'ny nitakiana fanovàna pôlitika. Nampijaliana mandra-pahafatiny izy tany am-pitazonana azy.
Nihiaka hoe ‘Vladimir Putin’ ireo Tiorka mpankafy baolina kitra nandritra ny lalao nifanandrinana tamin'i Kyiv
Nihirahira hoe "Vladimir Putin" ireo mpakafy baolina kitra Tiorka nandritra ny lalao nifanandrinana tamin’ny ekipa Okrainiana Dynamo Kyiv, ho fanondroana ny fanafihan'i Rosia an'i Okraina amin’izao fotoana izao. Nanaraka izany ny tantara ratsy iraisam-pirenena.