Tantara tamin'ny 07 Mey 2022
Ao anatin'ny krizin'i Kashmir (FITANTARANA MANOKANA TAONA 2020)
Tamin'ny 5 aogositra, nofoanan'ny governemantan’i India ny andininy faha-370 ao amin'ny lalàmpanorenana Indiana izay nanome fizakantena manokana ho an'ny fanjakana ifandirana Jammu sy Kashmir.