Tantara tamin'ny 11 Avrily 2022
Toa hoe notapahan'ny polisy ny dreadlock an'ny tovovavy rastafariàna iray, ka manontany tena ireo Jamaikana raha tena nafahana tokoa ry zareo?
Efa ratsy ara-tantara ny fitondràna an'ireo rastafariàna ao Jamaika, ary niteraka ireo olana tsy voavaha ny fanapaham-bolo an-kery nanjo ilay tovovavy.
Nanome baiko hamonoana biby mpikiky (rongeurs) miisa 2 000 ny governemanta ao Hong Kong. Mifandamina ireo mpisera amin'ny aterineto mba hamonjy azy ireo
Tezitra noho ny fanapahankevitry ny governemanta ao Hong Kong hamongotra ireo biby mpikiky miisa 2 000 eo ho eo, nifandamina hanao izay hamonjena ireo hamsters ireo mpisera amin'ny aterineto.
Podcast: Inona ny Unfreedom Monitor?
Mihaino an'i Nanjala Nyabola, Talen'ny Advox milaza momba ny tetikasa fikarohana nataony, Unfreedom Monitor isika amin'ity herinandro ity.