- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Songadina Global Voices volana Febroary 2022

Sokajy: Mediam-bahoaka, vondrom-piarahamonina, Blaogim-Piarahamonina GV, Fankalazana
[1]

Kharkiv, Okraina (tanàna mbola tsy henontsika hatramin'izay raha tsy vao haingana) tamin'ny volana Febroary 2018. Sary [1] avy amin'i Konrad Kembcke (CC BY-ND 2.0).

Misaotra anareo ry GVers, tamin'ny fandraisanareo anjara rehetra tamin'iny volana Febroary 2022 iny! Ireto ny sasany tamin'ireo zava-nisongadina tamin'iny volana iny:

Tongasoa ireto mpandray anjara vaovao ireto izay namoaka ny lahatsorany GV na fandikan-teniny voalohany tamin'ny volana Febroary 2022!

Alicia [2], Ayọ̀délé Ìbíyẹmí [3], cchaleat [4], Colin Reilly [5], Dalila Neri [6], Dren Gërguri [7], Gastor Mapunda [8], Hannah Gibson [9], Justin Aukema [10], María Romina Ponce [11], Omar Boutine [12], Roman Shemakov [13], Roof Top Info [14], Said Isse [15], سمية أشرف محمود [16], شتيلا يعقوبي [17], فاطمة الزهراء براهمية [18], مها الغنيمي [19].

Ny fampitam-baovao sy ireo nivahiny tamin'ny fihaonambe, ary ny zava-bita hafa nataon'ny GVers:

4 Febroary: Mpikambana ao amin'ny ekipan'ny tambajotra sosialy sady mpitantana ny fandikan-teny Bahasa Indonesia, Juke Carolina Bransiecq no mpandray fitenenana tamin'ny webinar naharitra adiny roa nokarakarain'ny Circles Indonesia momba ny Jeopolitika Ara-kevitra mitondra ny lohateny hoe “Jeopolitika: fehezan-taranja sa fotopampianarana?” Noho ny fahombiazan'ny webinar dia nanasa an'i Juke ny Circles Indonezia mba hamelabelatra andiany miisa efatra momba ny jeopolitika ara-kevitra mifototra amin'ny fikarohana akademika nataony.

8 Febroary: Ny tonian-dahatsoratray any Eoropa Atsinanana, Tanya Lokot, no nandrindra ny famelabelarana mitondra ny lohateny hoe “Fanovana nomerika [20]” tao amin'ny “Mihoatra ny sisintany: 30 taona nisian’ny fiandrianam-pirenen’ny Okrainiana [21]” izay nampiantranoin'ny Temerty Contemporary Ukraine Program (TCUP) an'ny Ivontoeram-pikarohana Okrainiana ao amin'ny Oniversite Harvard.

8 Febroary: Rasha Abdulla, mpikambana ao amin'ny filankevi-pitantanan'ny GV, niseho tao amin'ny lahatsarin’ny Deutsche Welle Arabic nanasongadina ny fitiavany alika https://www.facebook.com/watch?v=248492347459021 [22]

Navoaka tao amin'ny gazetiboky Democracy & Development Journal of West African Affairs [23] ny lahatsoratr’i Nwach Egbunike, toniandahatsoratra mpiara-miasa aminay ao Afrika atsimon'i Sahara, hoe “Afrika nomerika—avy amin'ny hetsiky ny tanora ka hatramin'ny fandraràn’ny governemanta”.

Isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV tamin'ny teny anglisy [24] tamin'ny volana Febroary 2022: 88 (nidina raha 98 tamin'ny volana Janoary)

Isan'ny fandikan-teny sy tantara voalohany navoaka tao amin'ny tranonkala Lingua ny volana Febroary 2022: 434 (niakatra raha 331 tamin'ny volana Janoary)

Ny tranonkala Lingua 10 mavitrika indrindra tamin'ny volana Febroary 2022:

  1. Global Voices en Español [25]               Lahatsoratra 97
  2. Global Voices teny Malagasy [26]         Lahatsoratra 49
  3. Global Voices στα Ελληνικά [27]           Lahatsoratra 35
  4. Global Voices en Français [28]              Lahatsoratra 22
  5. Global Voices in Italiano [29]                Lahatsoratra 18
  6. Global Voices Advox [30]                        Lahatsoratra 17
  7. Global Voices по-русски [31]                Lahatsoratra 15
  8. Global Voices em Português [32]         Lahatsoratra 20
  9. Global Voices Arabic [33]                        Lahatsoratra 12
  10. Global Voices na srpskom [34]             Lahatsoratra 12

Tontalin'ny jeripejy (tranonkala rehetra) tamin'ny volana Febroary 2022: 558.328 (niakatra raha 440.739 tamin'ny volana Janoary)

Lahatsoratra 10 voalohany araka ny jeripejy tamin'ny volana Febroary 2022 (lahatsoratra vao haingana ihany):

  1. Fihetsika tsy nampoizina tao Prague taorian'ny fananihambohitra rosiàna tao Okraina [35]nosoratan'i Filip Noubel (jeripejy 109.436)
  2. Why Beijing’s artificial snow at the 2022 Winter Olympic Games is stirring controversy [36] nosoratan'i Richard Wanjohi (jeripejy 6.693)
  3. Your’dle: Wordle is now available in many of the world’s languages [37] nosoratan'i Tanya Lokot (jeripejy 5.426)
  4. セント・ビンセント島の住民 スフリエール山の噴火に備え避難準備 [38]nosoratan'i Janine Mendes-Franco, nadikan'i Masato Kaneko tamin'ny teny Japoney (jeripejy 5.125)
  5. Private abuse in Telegram’s ‘Public Rooms': Can North Macedonia fight online sexual harassment? [39] nosoratan'i Unbias The News (jeripejy 3.610)
  6. Undertones: What Russian media says about the Russia-Ukraine crisis nosoratan'ny Civic Media Observatory [40] (3.466 jeripejy)
  7. Rosia sy Amerika Latina: Tena lavitra nefa tena akaiky [41] nosoratan'ny Connectas, nadikan'i Alicia tamin'ny teny Anglisy (jeripejy 2.544)
  8. Miangona eo amin'ny sisintany any Moldavia, Slovakia, Polonina ireo mpitsoa-ponenana Okrainiana [42] nosoratan'i Filip Noubel (jeripejy 2.099)
  9. Fandraràna tsy hivezivezy, Japàna sy izaho [43] nosoratan'i Nevin Thompson (jeripejy 1.754)
  10. Who are the African athletes competing at the 2022 Beijing Winter Olympics? [44] nosoratan'i Richard Wanjohi (jeripejy 1.659)

Ireo firenena 15 voalohany nahitana ny olona nitsidika ny tranonkala GV ny volana Febroary 2022:

1. Etazonia
2. Canada
3. Fanjakana Mitambatra
4. Alemaina
5. Brezila
6. Japana
7. Frantsa
8. Espaina
9. Italia
10. Meksika
11. Filipina
12. Aostralia
13. India
14. Kolombia
15. Rosia