Songadina Global Voices volana Febroary 2022

Kharkiv, Okraina (tanàna mbola tsy henontsika hatramin'izay raha tsy vao haingana) tamin'ny volana Febroary 2018. Sary avy amin'i Konrad Kembcke (CC BY-ND 2.0).

Misaotra anareo ry GVers, tamin'ny fandraisanareo anjara rehetra tamin'iny volana Febroary 2022 iny! Ireto ny sasany tamin'ireo zava-nisongadina tamin'iny volana iny:

Tongasoa ireto mpandray anjara vaovao ireto izay namoaka ny lahatsorany GV na fandikan-teniny voalohany tamin'ny volana Febroary 2022!

Alicia, Ayọ̀délé Ìbíyẹmí, cchaleat, Colin Reilly, Dalila Neri, Dren Gërguri, Gastor Mapunda, Hannah Gibson, Justin Aukema, María Romina Ponce, Omar Boutine, Roman Shemakov, Roof Top Info, Said Isse, سمية أشرف محمود, شتيلا يعقوبي, فاطمة الزهراء براهمية, مها الغنيمي.

Ny fampitam-baovao sy ireo nivahiny tamin'ny fihaonambe, ary ny zava-bita hafa nataon'ny GVers:

4 Febroary: Mpikambana ao amin'ny ekipan'ny tambajotra sosialy sady mpitantana ny fandikan-teny Bahasa Indonesia, Juke Carolina Bransiecq no mpandray fitenenana tamin'ny webinar naharitra adiny roa nokarakarain'ny Circles Indonesia momba ny Jeopolitika Ara-kevitra mitondra ny lohateny hoe “Jeopolitika: fehezan-taranja sa fotopampianarana?” Noho ny fahombiazan'ny webinar dia nanasa an'i Juke ny Circles Indonezia mba hamelabelatra andiany miisa efatra momba ny jeopolitika ara-kevitra mifototra amin'ny fikarohana akademika nataony.

8 Febroary: Ny tonian-dahatsoratray any Eoropa Atsinanana, Tanya Lokot, no nandrindra ny famelabelarana mitondra ny lohateny hoe “Fanovana nomerika” tao amin'ny “Mihoatra ny sisintany: 30 taona nisian’ny fiandrianam-pirenen’ny Okrainiana” izay nampiantranoin'ny Temerty Contemporary Ukraine Program (TCUP) an'ny Ivontoeram-pikarohana Okrainiana ao amin'ny Oniversite Harvard.

8 Febroary: Rasha Abdulla, mpikambana ao amin'ny filankevi-pitantanan'ny GV, niseho tao amin'ny lahatsarin’ny Deutsche Welle Arabic nanasongadina ny fitiavany alika https://www.facebook.com/watch?v=248492347459021

Navoaka tao amin'ny gazetiboky Democracy & Development Journal of West African Affairs ny lahatsoratr’i Nwach Egbunike, toniandahatsoratra mpiara-miasa aminay ao Afrika atsimon'i Sahara, hoe “Afrika nomerika—avy amin'ny hetsiky ny tanora ka hatramin'ny fandraràn’ny governemanta”.

Isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV tamin'ny teny anglisy tamin'ny volana Febroary 2022: 88 (nidina raha 98 tamin'ny volana Janoary)

Isan'ny fandikan-teny sy tantara voalohany navoaka tao amin'ny tranonkala Lingua ny volana Febroary 2022: 434 (niakatra raha 331 tamin'ny volana Janoary)

Ny tranonkala Lingua 10 mavitrika indrindra tamin'ny volana Febroary 2022:

  1. Global Voices en Español               Lahatsoratra 97
  2. Global Voices teny Malagasy         Lahatsoratra 49
  3. Global Voices στα Ελληνικά           Lahatsoratra 35
  4. Global Voices en Français              Lahatsoratra 22
  5. Global Voices in Italiano                Lahatsoratra 18
  6. Global Voices Advox                        Lahatsoratra 17
  7. Global Voices по-русски                Lahatsoratra 15
  8. Global Voices em Português         Lahatsoratra 20
  9. Global Voices Arabic                        Lahatsoratra 12
  10. Global Voices na srpskom             Lahatsoratra 12

Tontalin'ny jeripejy (tranonkala rehetra) tamin'ny volana Febroary 2022: 558.328 (niakatra raha 440.739 tamin'ny volana Janoary)

Lahatsoratra 10 voalohany araka ny jeripejy tamin'ny volana Febroary 2022 (lahatsoratra vao haingana ihany):

  1. Fihetsika tsy nampoizina tao Prague taorian'ny fananihambohitra rosiàna tao Okraina nosoratan'i Filip Noubel (jeripejy 109.436)
  2. Why Beijing’s artificial snow at the 2022 Winter Olympic Games is stirring controversy nosoratan'i Richard Wanjohi (jeripejy 6.693)
  3. Your’dle: Wordle is now available in many of the world’s languages nosoratan'i Tanya Lokot (jeripejy 5.426)
  4. セント・ビンセント島の住民 スフリエール山の噴火に備え避難準備 nosoratan'i Janine Mendes-Franco, nadikan'i Masato Kaneko tamin'ny teny Japoney (jeripejy 5.125)
  5. Private abuse in Telegram’s ‘Public Rooms': Can North Macedonia fight online sexual harassment? nosoratan'i Unbias The News (jeripejy 3.610)
  6. Undertones: What Russian media says about the Russia-Ukraine crisis nosoratan'ny Civic Media Observatory (3.466 jeripejy)
  7. Rosia sy Amerika Latina: Tena lavitra nefa tena akaiky nosoratan'ny Connectas, nadikan'i Alicia tamin'ny teny Anglisy (jeripejy 2.544)
  8. Miangona eo amin'ny sisintany any Moldavia, Slovakia, Polonina ireo mpitsoa-ponenana Okrainiana nosoratan'i Filip Noubel (jeripejy 2.099)
  9. Fandraràna tsy hivezivezy, Japàna sy izaho nosoratan'i Nevin Thompson (jeripejy 1.754)
  10. Who are the African athletes competing at the 2022 Beijing Winter Olympics? nosoratan'i Richard Wanjohi (jeripejy 1.659)

Ireo firenena 15 voalohany nahitana ny olona nitsidika ny tranonkala GV ny volana Febroary 2022:

1. Etazonia
2. Canada
3. Fanjakana Mitambatra
4. Alemaina
5. Brezila
6. Japana
7. Frantsa
8. Espaina
9. Italia
10. Meksika
11. Filipina
12. Aostralia
13. India
14. Kolombia
15. Rosia

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.